tsetsatsetsa tsy aritra ho antsika vehivavy sy ny (string)
81. majesty
(
30/06/2005 08:23)
za manohana an'le mille bandy fa reny ihany no mbola ampiasin'ny bebenay amin'izao sady tsy atahorana misy virus tafiditra zany mintsy;
82. mandrindra
(
30/06/2005 09:17)
fasaly, le mandrivotra anie tsara mba hiadivanareo amin'ny canicule e
83. fasaly
(
30/06/2005 14:45)
mandrindra :
ko raha tsy hoe mafàna be otsan'ny manonaka vao mafàna izy ity ko!
majesty:
ok sady ireny tena confort mintsy ka no toute couleur beeeee! manintona ny maso tsara
ko raha tsy hoe mafàna be otsan'ny manonaka vao mafàna izy ity ko!
majesty:
ok sady ireny tena confort mintsy ka no toute couleur beeeee! manintona ny maso tsara
84. mandrindra
(
30/06/2005 15:28)
ka i fasaly ange toa hoe virja e, dia mbola tsy nahita an'ilay canicule izany. Fa manandrama haingana ianreo sy ra virja iray dia ho fantatrao ny canicule ary mety ho volcan mihitsy aza an
85. fijo
(
30/06/2005 21:43)
iza izany miteny anay virja izany .grrrrrrr ndao fasaly hiala fa ireo tena tsssssss mitsoka rivotra an
86. sahouly
(
01/07/2005 14:42)
nahazo namana ndray fijo diajejo ery!!! fasaly a aza matoky an'io kambony.
fasaly> ka za anie tsy maninn e! fa mba miteny fotsiny
fasaly> ka za anie tsy maninn e! fa mba miteny fotsiny
92. fasaly
(
07/07/2005 16:25)
sahouly:ka zà ko anie tsy maninona e! de samy tsy manin zany.......sa manin be mintsy??????
93. fasaly
(
07/07/2005 16:27)
mandrindra:
ko tsy de loza ve raha otsan'ny volkano zany?????
may eo daholo ity fe rehetra ity knou!
aleo ihany virja raha izany ka! aleo hihidy ao ihany
lay izy fa matahotsa be zany volkano zany zà...
ko tsy de loza ve raha otsan'ny volkano zany?????
may eo daholo ity fe rehetra ity knou!
aleo ihany virja raha izany ka! aleo hihidy ao ihany
lay izy fa matahotsa be zany volkano zany zà...
94. fasaly
(
07/07/2005 16:29)
samoana ka raha tapaka lay rofia de ahoana,
naman'ny tsy mikilaoty ihany avy eo , ko tsy aleo ve tsy mano mintsy ndray raha izany....
naman'ny tsy mikilaoty ihany avy eo , ko tsy aleo ve tsy mano mintsy ndray raha izany....
95. mandrindra
(
08/07/2005 08:56)
fasaly, ka ilay volcan io tondrahan rano mahavelona dia mihena ny hafanana ary lasa eo amin'ny antononony; de zayyyyyyyyyy le lafatra
96. fasaly
(
08/07/2005 15:04)
mandrindra de aiza no angalàna lay rano mahavelona alony e! sady raha tsy mahatondra azy koa de ahoana..
100. mandrindra
(
11/07/2005 14:24)
fasaly, tsy hitanao hoe aiza no hanglana azyy? avy aty amiko fa aty misy ilay rano mahavelona tsy mety ritra!! Ho voatondraka ianao, ary ho lonaka tsara koa ny tany.