tsetsatsetsa tsy aritra ho antsika vehivavy sy ny (string)

1. fasaly ( 15/06/2005 16:50)
TANDREMO!
raha misy hono ny clientes 10 isa mividy ireny atin'akanjo ireny dia ny valo ao anaty ny 10 mividy azy ion satria tena ankafizin'i vehivavy rehetra na tanora na ny mahazo taona ny mitondra azy io amizao androntsika izao.
na ny lehilahy aza ezfa misy voasitnona azy io.
fa ho antsika vehivavy manokana dia misy dangers ho an'ny fahasalamàna, araka ny article notsoahiko tanaty gazety toy izao manaraka izao:
"les strigns peuvent irriter et abimer les parties délicates de la peau, surtout s'ils sont trop serrants et mal coupés, le string accélère aussi le precessus de développement de bactéries et peut ainsi causer des infections graves" ka ny torohevitra omeny hono de mifidiana ny taille lehibe noho ny andavan'andro, dia tsy tery loatra (un modèle qui n'est pas trop etroit à l'entre jambe. dia mahaiza misafidy zay tokony ho sahaza anao izay toy izao manraka izao:
-string tanga: ira aux fesses enrobés,rébondies
-string ficelle:ira aux fesse cambrées hautes,fermes
-string boxer ou barette: ira aux vesses plates
de zay hono zany e! fa hitako marina ihany alony lay dangers voalaza io e! de aleo zany misafidy ny somary malalaka fa tsy tery loatra.
mazotoa daholo ary e!
novalian'i xuan ny 14/01/2006 16:14
2. joda ( 15/06/2005 16:56)
tsy aleo ve izany mille bandy e hafa ihany ny an'ny ntaolo taloha
3. rurik ( 15/06/2005 18:46)
=))=))=))joda ianao ko o=))=))
4. chipie1 ( 15/06/2005 19:40)
fasaly > efa misitrika ary ve akia no mbola hatao tery be tsy de assssaa fotsiny !:-D:-D
5. fijo ( 15/06/2005 21:32)
asio sarinareo manao string tokoa hoe mba hitazananay azy.mety ho danger hafa indray no hita eo ko
6. yonikafopl ( 15/06/2005 21:54)
fijo tssssssss

7. fasaly ( 16/06/2005 03:35)
ka lay misisika be iny indrindra hono no tena ratsy koa e!, lay izy aloha tsy maintsy misiska e! fa le sady tery no misisika sady manelingelina, zà alony maka taille 2 fois en plus foana e!
8. fasaly ( 16/06/2005 03:36)
fijo:

asio sarinareo manao string tokoa hoe mba hitazananay azy.mety ho danger hafa indray no hita eo ko



fijo a! ko maninona aky raha nareo bandy no mametraka sary ato manao string to hafinaritra mba miova ny mahazatra ndray ko!
9. fijo ( 16/06/2005 04:40)
ka nareo no mametraka le resaka ko.
fasaly hoatry ny voavinavinako le ndry manao taille 2 fois en plus.:-w:-w:-w
10. yonikafopl ( 16/06/2005 05:44)
hahahahahaha=))=))

fasaly ka tsy globaka be ve eaky??
11. fasaly ( 16/06/2005 05:59)
fijo:
yonikfopl: ka le izy anie elastik e! de mifintina foana iny na taille en plus aza, ko tsy aleo ve izay toy izay toy izay lay tery be tsy mbola nilatsaka klou e! hihihi
12. xxx ( 16/06/2005 06:01)
akory nareo zay! amiko ny fanaovana ireny de toy ny fijanganjangàna ihany stria mi provok ny mpijery, atao zay hisitonmana ny maso fotsiny, izaho vehivavy izao nahoana no tsy manao ireny.
13. fasaly ( 16/06/2005 06:05)
ka io re araka ny safidy ihany fa tsy ankitery a!
ary amiko ny string tsy fijangajangàna araka ny voalazanao fa raha maloto saina toy izany de aza manandrana mintsy.
ny fanaovana ny culotte ireny indrindra aza no manintona maso satria mivongovongo be ny zazakely aza efa tsy fidiny ny manao pampers ko!
tsy aleo ve manao izy ireny mba discret, na manao aknajo manify na miraiki-batana na mazava loko na malalaka tsy hita soritra mintsy eny lay izy toy izay hanao lay culotte large à la façon grand mère.
marina fa sexy fa iny tsy hatao hi provoké-na fa hanomezana fahafahampo ho an'i vady na ny partenaire nao. de zay fa aza lotoina amizany ny saina aky a!
14. xxx ( 16/06/2005 06:40)
Ka toy hovaina izany ny anarany satria ny hoe string ary ny fahazoako azy dia natao hanery, tokony atao hoe globalisation indray izany io mba hifandraika @ ilay hoe malalaka.....
15. Kintanakely ( 16/06/2005 06:44)
Tena resa-behivavy 'ty marina!? Marina ny an joda,ny ahy loh de mille bandes ihany hatram'zao e! Mazotoa manao string daholo de mba ataovy fotsy manify ny eny amboniny mba hivoaka tsara ny voamason'ny sasany:)
16. mamzelkely ( 16/06/2005 07:38)
de mijangajnaga dôly zany vevavy kooo!! sa ny an xxx le gaine reny zany no tsara ko!!!:-D

refa tsy hita be fotsiny ny faritra refa manao patalo teritery de mety!! tsy vôtery atao tery be leizy fa ra tery be ko anie de hita ihany e!!!
17. rurik ( 16/06/2005 07:45)
ory fasaly an ka raha ny fahafatarako azy anie aky toa string noraml ihany no hanaovana fa raha tery iza aky no hividy zavatra tsy @taill ny ,sady toa hafahafa ihany izany string malalaka izany ko xxx alaivo sary atsaina ange ilay string malalaka e =))=))=))=))
18. xxx ( 16/06/2005 09:26)
inn aloh ilay string tanga dia ilay boxer dia ilay barette sy ficelle , innona no masamiafa azy
wendy
19. booboo ( 16/06/2005 11:11)
ny pôziny kah
20. ari.malala ( 16/06/2005 11:12)
fa le oe mijangajanga zany tsy azoko ê! :roll: in no antony itenenan'i xxx oe mijangajanga ny vhv manao string?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5912