tsetsatsetsa tsy aritra ho antsika vehivavy sy ny (string)
22. Veloo
(
16/06/2005 16:01)
tsssssss de mba alezy ve nareo panao string e? kiiiiiiiii tena tsy mba tiko io kle, deghany a aleo ndray ny salakan'ny gasy kle ha ha ha ha ha
23. fasaly
(
16/06/2005 16:26)
rurik:
ory fasaly an ka raha ny fahafatarako azy anie aky toa string noraml ihany no hanaovana fa raha tery iza aky no hividy zavatra tsy @taill ny ,sady toa hafahafa ihany izany string malalaka izany ko xxx alaivo sary atsaina ange ilay string malalaka e =))=))=))=))
rurik:
fangah kosa moa aky de hoe malalaka be toy inona a! zà zao s de maka L zà fa ao tsara, tsy manery no tsy malalaka sady lay manery anie manjary hita marina de hoatra ny saosisy e! sady izany hoe manome infection zany ko! lay misisika sy milentika be zany e! dokotera mintsy no nilaza io de betska ny vehivavy mandeha gyneco noho io hono e!.
24. ari.malala
(
17/06/2005 14:30)
ka izy zany adala ko! efa hita fa manery zao v de mbola hanaovana iany?! ze mampahazo aina ihany ka!
veloo> ie za aky à l'aise tsara â! :)
veloo> ie za aky à l'aise tsara â! :)
25. Veloo
(
17/06/2005 17:18)
ari.malala a :{:{ mazoto retsy a tandremo so dia hidiran'ny rivotra =))=))=))
tandremo ny infection fa tena betsaka mihitsy zao an :wink:
tandremo ny infection fa tena betsaka mihitsy zao an :wink:
26. britney
(
17/06/2005 18:48)
velo tsy hidiran'ny rivotra aky fa fahazarana io a! rehefa tsy tery fotsiny anie hono de tsy danger e!
amzao ianao no miteny n'importe koi! fa indray andro toi rehefa voasintona hanao string de ho azonao tsara ny tena ilaina azy e! samy manana ny tiany sy ny choix-ny io fa tsy asiana kritik e!
ny antitra aza efa mba mitignitingina ireny ko!

27. kally
(
17/06/2005 21:57)
Tsy ny string ihany no manome infection fa ny silipy na ny kilaoty rehetr,ny tena marina dia tsy tokony hanao n'inon'inona.Ny fikasokasohan'ny lamba,ny hamandoana sns dia miteraka "champignons", nefamoa tsy vita izany hoe handeha vide izany ka dia rehefa avy mandro ny maraina dia miandry mba manao zavatra hafa aloha vao miakanjo amin'izay mba efa maina.
Fadio koa ny mamafamafa @ serviette fa lay lamba nipetrapetraka t@ toerana maro mihitsy no tsy tsara akasokasoka any.
Fadio koa ny mamafamafa @ serviette fa lay lamba nipetrapetraka t@ toerana maro mihitsy no tsy tsara akasokasoka any.
28. vegas
(
17/06/2005 22:38)
Aza dia atao lafo lôtra koa ny string vidinareo fa ho atsipitsipinay eran'ny trano foana nge iny avy eo e! na lafo na mora tsy misy avalona zany fa tonga de Hop!! atsipitsipy eny.
29. kally
(
18/06/2005 07:46)
Izay tianay kosa io ry Vegas a! izahay anie rehefa mividy zavatra tsy ho anareo foana fa ho anay indrindra koa no ividiananay azy.Raha atsipinareo aza, raisinay foana,sasanay dia anaovanay f'izay hiraharaha?
31. vegas
(
18/06/2005 11:42)
fasaly> tsara tarehy fa mora rovitsa, tapaka, mifintina, mihofo, na mideforma, ....
aleo miafy kely de manana ny tsara, lé 38euro kosa alou aleo ilamina e
aleo miafy kely de manana ny tsara, lé 38euro kosa alou aleo ilamina e
33. kally
(
19/06/2005 07:58)
Ka aiza no tsy ho rovitra ry Vegas ka atsipitsipinareo hoy ianareo koa! na ianareo izao aza ve ,no hatsipitsipy tsy ho rovitra sy ho tapaka nefa ianareo ve ho azo 4 euro?:-P
34. britney
(
19/06/2005 11:10)
vegas:
fasaly> tsara tarehy fa mora rovitsa, tapaka, mifintina, mihofo, na mideforma, ....
aleo miafy kely de manana ny tsara, lé 38euro kosa alou aleo ilamina e
vegas! an an an! tena marina e! 4 euro fa bonne kalité no amy ilaiko azy mintsy ka! tsy ilay vidiana eny amy marché publik anie zany e! sady ny ahy tsy mifintina sady tsy mi deforme fa sasàko tanana ny ahy vao resaka atnin'akanjo ireny izaho kosa tsy hividy zany 38 euro zany, ny tsotra nefa efikasy no tena izy amiko fa tsy mila be filirony be ireny e.
35. mandrindra
(
20/06/2005 09:07)
dadany ny fiovan'ny fomba fiainana, teo aloha tsoahina ny kilaoty mba ahitana fitombenana, izao indray sokafana ny fitombenana vao mahita kilaoty :D
Raha toa ka manahirana ny hoe tery na malalaka loatra, dia efa lamba kely zara raha misy iny tsy aleo ve tsy manao n'inona n'inona e, izany no atao hoe fahafahana tanteraka e.
Raha toa ka manahirana ny hoe tery na malalaka loatra, dia efa lamba kely zara raha misy iny tsy aleo ve tsy manao n'inona n'inona e, izany no atao hoe fahafahana tanteraka e.
38. booboo
(
20/06/2005 14:53)
mandrindra>:-D:-D:-D:-D
Fanampin'ilay notenenin'i Kally koa, tsy dia mety koa ny manao "protège slip" isan'andro ouz ny gynéco.
Fanampin'ilay notenenin'i Kally koa, tsy dia mety koa ny manao "protège slip" isan'andro ouz ny gynéco.
39. yonikafopl
(
20/06/2005 15:17)
booboo ka maninn kou nefa no proteger na ee, fa nga tsy natao hosasana le slip de tandremana so maloto?:wink: