tsetsatsetsa tsy aritra ho antsika vehivavy sy ny (string)
41. fasaly
(
20/06/2005 17:09)
mandrindra:
dadany ny fiovan'ny fomba fiainana, teo aloha tsoahina ny kilaoty mba ahitana fitombenana, izao indray sokafana ny fitombenana vao mahita kilaoty :D
Raha toa ka manahirana ny hoe tery na malalaka loatra, dia efa lamba kely zara raha misy iny tsy aleo ve tsy manao n'inona n'inona e, izany no atao hoe fahafahana tanteraka e.
hihihi!
tsy ilay fahafahana tanteraka no tadiavina ka! na misisika be aza iny anie hafa ihany ny misy zavatra e!
42. xxx
(
21/06/2005 07:33)
raha ilay string misisika aoriana ka marokoroko ireny aloha tena tsy mampahazo anina mihintsiny e ! ny protege slip tsy maninn mihintsiny raha mipetraka tsara fotsiny, misy nen'ny sasany mankony tery dia tery nypantalon dia misisika be ny protege slip dia misy frottement be dia maratra avy eo dia iny no tsy tsara dia lazaina fa ny protege slip no tsy tsara nefa soi ilay culotte na slip na ilay string no tery sy kely dia lasa misisika be na ilay pantalon ano tena tery ka mampisisika dia lasa hoe tsy tsara ny string, ny protege slip
halako irony vaiavy manao pantalon tery be ireny dia mifaritra be ny zavatra dia miampi ny protegeslip dia vao maika midongodongona ny ao aloha
fafa
halako irony vaiavy manao pantalon tery be ireny dia mifaritra be ny zavatra dia miampi ny protegeslip dia vao maika midongodongona ny ao aloha
fafa
43. mandrindra
(
21/06/2005 11:08)
fasaly, mba hazavao tsara hoe izany hafa ihany ny misy zavatra misisika be izany !!
44. ari.malala
(
21/06/2005 11:49)
mandrindra, enao ty re mahita tenenina mampime fôna mintsy ka! :-D :-D :-D
45. mandrindra
(
21/06/2005 13:02)
tsy hoe mahita tenenina ry ari.malala fa mba te ho kôpy an'izay resahan'ny olona fotsiny satria sarotra ihany ilay teny malagasy indraindray :wink:
46. booboo
(
21/06/2005 14:37)
yonika>hihihi marina zay kah. Miasa ihany izy refa ilay aloha na afaran'ny règle sy indrindra refa ilay boooobaka iny ny perte blanche, dé pratika kokoa ilay manolo protède-slip noho ny raha ao anaty une journée.
48. fasaly
(
21/06/2005 18:29)
fangah moa ky tena mila manao protège slip foana a! ireny aloha mi gené ahy e! rehefa faran'ny règle vao manao ireny fa mamela tache fa tsy isann'andro ka hirongo protège slip ny mitondra serviette aza ny efa tsy fidiny fa rehefa ela miforoporotra ao de manelingelina be, fa angaha moa handoto slip na string rehefa tsy manao ireny, sady taokony misasa foana e! de ny fanaovana pataloha tery ireny ny string no tena idéale aky a! amizay tsy mamaritra be zany fa tsy manao tery be fa amy antonony tsara de tsy mamaritra sy matrokoroko zany.
xxx:
raha ilay string misisika aoriana ka marokoroko ireny aloha tena tsy mampahazo anina mihintsiny e ! ny protege slip tsy maninn mihintsiny raha mipetraka tsara fotsiny, misy nen'ny sasany mankony tery dia tery nypantalon dia misisika be ny protege slip dia misy frottement be dia maratra avy eo dia iny no tsy tsara dia lazaina fa ny protege slip no tsy tsara nefa soi ilay culotte na slip na ilay string no tery sy kely dia lasa misisika be na ilay pantalon ano tena tery ka mampisisika dia lasa hoe tsy tsara ny string, ny protege slip
halako irony vaiavy manao pantalon tery be ireny dia mifaritra be ny zavatra dia miampi ny protegeslip dia vao maika midongodongona ny ao aloha
fafa
49. fasaly
(
21/06/2005 18:44)
[qka lay string anie no tiko lazaina e! ilay string io misiska io fa ilay tsy manao kosa anie hafa mintsy e! efa tratra aho avy nilomano de lena ny slip de nanaovana amzao ny pataloha fa maivana be direct be ny rivotra fa ny string mba heno hoe misy zavatra ihany na misiska aza. azon'i toi ve e!
uote=mandrindra]
fasaly, mba hazavao tsara hoe izany hafa ihany ny misy zavatra misisika be izany !!
[/quote]
uote=mandrindra]
fasaly, mba hazavao tsara hoe izany hafa ihany ny misy zavatra misisika be izany !!
[/quote]
50. fasaly
(
21/06/2005 18:47)
deghany:
raha matevina be ve lay fitombenana de tena tadiavina tokoa lay izy fa rehefa mba manifinify de mbola hita ihany ka!
tedavina ao anaty fitombenana zany ny sligany!!!! hehehehehe
51. fasaly
(
21/06/2005 18:51)
xxx: mampiasà tampax koa rehefa tsy te hivongovongo e! iny koa idéal no tsy hita faritra eny ivelany.
52. fasaly
(
21/06/2005 18:53)
deghany:
tedavina ao anaty fitombenana zany ny sligany!!!! hehehehehe
koa raha matevina be ve moa lay fitombenana de tsy maintsy tadiavina ihany lay string vao hita fa raha somary manifinify de mba hita ihany kosa e!
53. fijo
(
21/06/2005 21:59)
mampalahelo nareo ry sipa ka.kilaoty anaovana manelingelina string anaovana mampisy aretina.maninona marina raha tsy manao e.sady iny milay
55. aliotsy
(
22/06/2005 06:40)
fasaly : ny protege slip nareo angaha tsy misy ilay mi colle no mihetsiketsika ? 8O
56. fasaly
(
22/06/2005 13:58)
aliotsy:
fasaly : ny protege slip nareo angaha tsy misy ilay mi colle no mihetsiketsika ? 8O
tsy misy protège petatoko re aty andafy a! aiza indray no tsy misy collant zany e! fa rehefa anaovana amy string aky lay protège string de miorona kely foana rehefa ela a! ohatra mi passer 2h, fa zà tsy miteny hoe mihetsiketsika akory en plus....
57. mandrindra
(
22/06/2005 20:16)
fasaly, inona no mitranga raha to ka tsy manao slip ? Fa angaha ianao tsy manao zipo ko na pataloha
58. fijo
(
22/06/2005 22:17)
fasaly inona marina no mitranga le???za mantsy liana te ahita:lol::lol::lol:
59. aliotsy
(
23/06/2005 07:20)
fasaly > ilay protege slip fanao @ string angà ho anaovandry :o rehefa mametraka ilay slip dia kalina foana ny protege sy ny fampiakarana ny slip dia tsy maninona mihintsy