ny artista sy ny tapany ambany...

61. dadabe ( 29/06/2005 02:15)
:roll::roll:
62. ari.malala ( 29/06/2005 13:05)
fijo> asa moa! mahay azy aby ny olo rehetra fa tsy za ro ndeh hampianatsa azy reo!
63. fijo ( 29/06/2005 19:40)
mba lazao moa ry malala o
64. ari.malala ( 30/06/2005 07:43)
fijo, anontanio reny efa mpanao azy reny, fa za sy pro ka tsay afaka hiteny wa! :P
65. dadabe ( 30/06/2005 08:28)
ahan zany an pounk kley aza klou e(l):°)8):P
66. ari.malala ( 30/06/2005 08:58)
tsy misy anle sary kely manao pounk fa raha tsy zany novaliako le pounk :)
67. mamzelkely ( 30/06/2005 12:19)
mhhhhhhhhhh!!! inn ny teneniko e!!!!:roll:mhhhhhhhhh!! ts haiko e!!! tsy hitako zay bleme am reny olona mampadihy derriera reny!!
68. poui ( 30/06/2005 17:53)
za alo tena mankafy an'io taranja io e!Sady anisan'ny pro @ le fampandihizana ny deriera e!Anontanio anie i HPS e!Sa asehoko anareo ny patiny?Ho an'izay mankafy an fa izay tsy ao de manampy maso e!:lol::idea:=))
69. fijo ( 30/06/2005 19:58)
ari malala tsy pro an.hummmmmmmm
70. hps ( 02/07/2005 20:26)
Efa mahafinaritra aloha rehefa mba samy liana @ ilay resaka tapany ambany, fa aoka tsy hioatra ilay vakon-drazana...Fa tsy hoe Fomban-drazana akory an!8-)
71. ari.malala ( 04/07/2005 09:55)
in le fombandrazana?
72. dadabe ( 04/07/2005 13:16)
Lohateny : Re : ny artista sy ny tapany ambany...
za alo tena mankafy an'io taranja io e!Sady anisan'ny pro @ le fampandihizana ny deriera e!Anontanio anie i HPS e!Sa asehoko anareo ny patiny?Ho an'izay mankafy an fa izay tsy ao de manampy maso e!

humm hay ve ndry mahay mampadihy tapany ambany sady pro e:-w:-w:-w:-w:@
73. poui ( 04/07/2005 16:32)
Handefasako patiny enao ra.....
tandremo nefa fa tsy azo zarazaraina an!:wink:zay an

74. sonwin ( 04/07/2005 20:32)
oay kay raikitra indray dinika ty..mhh ....menetsika tapany ambany ihany no milay raha samy mbola dihy ka:D
75. fijo ( 04/07/2005 21:09)
izay anie wa e.hetseo ry sipa an
76. dadabe ( 05/07/2005 02:47)
Handefasako patiny enao ra.....
tandremo nefa fa tsy azo zarazaraina an!zay an
humm de miandry aho zany ary an:wink:
77. ari.malala ( 05/07/2005 06:02)
adalàn'ze tsy tia io sonwin â! reny ihany no mialy raha samy dihy ê! ary mandainga koa ze milaza fa raha tsy misy anreny hira mampihetsika ireny ny lanonana de hilay...
78. hps ( 08/07/2005 18:31)
ari.malala:

in le fombandrazana?



Mahaliaana be ana mihitsy le fanontaniana-njy!enao ve alo efa nahita mpitoto vary e! de ilay misy apombo sivanina ireny akia an;ireny no fomban-drazana aminy(sivan'apombo):^)
79. dadabe ( 09/07/2005 03:05)
oadray le inona kou zany sann a8)
80. fijo ( 09/07/2005 22:06)
hps kay fombandrazana ny siva apombo .ahan.ary ny tsipy kitay ny la gara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5104