ny artista sy ny tapany ambany...
42. Kintanakely
(
26/05/2005 16:42)
sonwin> dona kely lesy fa kobo hono e, tara lotra koa! De aza mba aza mifamaly wa fa ataon hery mirehitra eo lah. Fa ngah koa moa ny ato amserasera ihany no atao hoe vahoaka malagasy mijery télé, na de hitovy hevitra daholo aza.
Ze tsy mahatanty fitombenana mankany am 6mbenana. de milam ny tanàna.
Ze tsy mahatanty fitombenana mankany am 6mbenana. de milam ny tanàna.
43. fijo
(
26/05/2005 23:03)
izao vao misy ny tsikrea satria izao ry zalahy sasany vao mijery tv ko.
44. ari.malala
(
27/05/2005 05:43)
sonwin ô! kalma oa elà fa matoa izy tsy nikôz tsony de no comment zany! De refa tsy ataon'là le zavatra de :-$ zany a! kalma fotsiny fa tapaka lalan-dra @ tsisy dikany eto fotsiny raha eto no hiady.
51. sonwin
(
29/05/2005 09:34)
Ha zalahy, meva leiretsy e, hainareo roa mihitsy manano azy an:wink:
eo ary le tsisy taolana e:)
eo ary le tsisy taolana e:)
52. kotokala
(
31/05/2005 15:21)
Marina mitsy ny tenin'i Hery teo Sonwin a, raha tsy maninona anie ny striptease dia tokony hanao zany ianareo mianadahy e.Amzay ny iray miteny hoe "io ary le tsisy taolana" dia ny iray mihetsiketsika kely:lol:sady raha ny firesakao toa mpakafy ihany i sonwin:lol:
54. felicia
(
24/06/2005 22:22)
dihy io ry ireto an...ny fomba fisainana no tokony tsy alefa lavitra...
55. hps
(
25/06/2005 19:49)
Aok aloha hazava fa ny fampandihizana ny tapany ambany anie ka kanto Malagasy efa hatrin'ny ela fa tsy vao izao akory e! sady ny momba io dihy io indray raha ny any @ faritra mpiangaly azy tsy mba misy manan-kevitra ny manao sakafo maso toa antsika aty ampovoan-tany ka rehefa voky ny maso dia te hanan-kevitra ny sakafom-b.eo vao mitsiriritra ka milaza fa saro-pady e!tsy faseho masoandro e!Ovao ny fomba fijery dia milamina foana io, fa mbola betsaka ny tsy hitantsika.:{
57. fijo
(
27/06/2005 23:47)
izay no olana ao imerina.adinontsika fa gasy koa ny sasany ary manana ny kantony izy.marina fa tsy dia mifanaraka amin'ny kanto mahazatra antsika io,saingy izay ny azy ary tsy hitako izay ratsy amin'izay ka jereo dia ifalio,na koa dia miala fotsiny rehefa tsy tiana e.
58. ari.malala
(
28/06/2005 05:39)
ny maso mijery tsy mitndra ùosy, ary raha tena hoe manidhy no ao antsaina de tsy hanana eritreri-dratsy mintsy oe manao toy izao na toy izao. Ny ankamaroan'ny olona koa anie de oe ratsy fa toy ireny hanao firaisana ireny nefa refa any @ takona sy any @ fandriany any tahaky ny inona sy tahaky ny inona ê! :P