ny artista sy ny tapany ambany...
22. booboo
(
24/05/2005 12:23)
fa fady angaha ilay mampandihy vody e ? Ny an'ny sasany angamba ny tiany tenenina ilay mandihy pôzina crac crac boum boum ? sa tsy izany ? Rah ireny dia ekeko hoe tsy mendrika. fa raha ny dihy mampandihy valahana sy vody tsisy an'ireny ve dia fady ? dia fady satria maninona ?
23. ari.malala
(
24/05/2005 13:07)
hery, angaha kosa moa teo nisy niresaka streaptease? lasa lavitra be loatra kosa indray zainy! Mandihy anie no atao ê! ary miakanjo fa tsy miboridana! Ary maninona hoa ny olona mandihy slow no tsisy commentaire be nefa koa anie iny mifamihina ê! ary t@ andro nampalaza ny soukouss sy ny kwassa tsy nisy resaka ko fe ankehitriny lasa be wawawa be?!
24. sonwin
(
24/05/2005 14:33)
Hery>fa ahona klé:evil:, resaka mandihy ny kozy eto fa striptease sy ny baviko ahona?:evil: aza afangaro ny dinika r\'ise an, ento any amin resaka X io kozinao io dia any tohizatsika fa resaka dihy isika izao eto, Télémbahoaka, ka ireny ny kanto malagasy aza ka nahona no ahilikilika?any amin sisi-tany nge reny no tena ankafizin\'ny olona e, sa ve refa tsy mitovy amin\'ny hiran Poopy sy ny hafa maro maka tahaka gadona vahiny milantolanto de lazaina fa vetaveta?fa nareo ve de misy sahy mandainga fa ny dihy mampietsika ny tapany ambany n tena mampisy ambiansy refa fetim-pianakaviana?...ary ireny slow ireny koa nga mety amin fahendrena malagasy?
booboo> tsy zakan\'ny sain-dry zalahy ny mandihy tapany ambany kou:)
booboo> tsy zakan\'ny sain-dry zalahy ny mandihy tapany ambany kou:)
25. ari.malala
(
24/05/2005 14:55)
sonwin, kalma elà fa efa io nalefako io ambony io ny remarka momba an'izany resaka slow sy mifamihimpihina izany ê! :)
26. mandrindra
(
24/05/2005 15:32)
Tsy tianao ny miakanjo maivana dia ilay rebareban'ny silamo hanaovana, tsy tianao ny mampadihy vody dia rehefa any amin'ny toerana fandihizana ianao ny loha fotsiny ahetsiketsika. Samia manao izay tiany sy mampidera izay hananany. Ny sasany no manao ny mahafinaritra azy koa maninona no marary amin'ny tsy antony.
28. Samoana
(
25/05/2005 10:01)
Anisan'ny mpankafy an'i Rado ny tenako na tsy miombon-kevitra aminy aza tsindraindray.
Ny masonao mijery, hono
Tsy mitondra mody
Koa alalaho ny saina somary teritery
Hamela hanohy ny kantony
Ireo mampandihy ny vodiny !
Ireo Fahitalavitra
Tsy azo omena tsiny
Raha manavao filamatra
Ka mampiseho 'zay tiany...
( mbola hitohy )
Ny masonao mijery, hono
Tsy mitondra mody
Koa alalaho ny saina somary teritery
Hamela hanohy ny kantony
Ireo mampandihy ny vodiny !
Ireo Fahitalavitra
Tsy azo omena tsiny
Raha manavao filamatra
Ka mampiseho 'zay tiany...
( mbola hitohy )
29. Samoana
(
25/05/2005 10:07)
( Tohiny )
Tsy ny tany no fady
Fa ny taim-bavantsika
Dihy ve hampivarina an-kady
Mihoatra'ireo mpanao pôlitika
Manimba ny andavanandrotsika ?
Tsy ny saina no veta
Fa ny fijerintsika
Ny fahendrena ve ? Ampiaro !
Hatelomy hatrany izay ankafizintsika
Ireo mangidy izay tsy zaka, aoka tsy afangaro
... De aza be soketa !!:)
Tsy ny tany no fady
Fa ny taim-bavantsika
Dihy ve hampivarina an-kady
Mihoatra'ireo mpanao pôlitika
Manimba ny andavanandrotsika ?
Tsy ny saina no veta
Fa ny fijerintsika
Ny fahendrena ve ? Ampiaro !
Hatelomy hatrany izay ankafizintsika
Ireo mangidy izay tsy zaka, aoka tsy afangaro
... De aza be soketa !!:)
30. chipie1
(
25/05/2005 12:56)
samoina >=D
booboo > raha ry koleo sereo sy werawera no tsy andihizana ny tapany ambany klou tsy hisy dikany e! zany mou ô!:-D
booboo > raha ry koleo sereo sy werawera no tsy andihizana ny tapany ambany klou tsy hisy dikany e! zany mou ô!:-D
36. fijo
(
25/05/2005 22:35)
ny fanontaniana no hovaliako.hoan'ny merina dia tsy fomba hatr'izay io mampandihy tapany ambany io,fa hoan'ny izay avy any amin'ny morontsiraka kosa dia efa fandihy nentindrazana io .izany hoe azo lazaina fa efa dihy gasy izany io
37. ari.malala
(
26/05/2005 05:38)
ka ny tsy mazava anie r'i fijo dia naohana hatr'izay no tsy nisy tsikera be toy izao nefa efa ela no nampandihy tapany ambany ny olona ê! tsy azoko.......
39. Angie
(
26/05/2005 08:50)
Samoana> =D tena mahay.
Za aloha tsy mahay mandihy tapany ambany fa tiako le mijery ny olona mandihy e. Tsy misy zay maharatsy azy rehefa hoe handihy fa tsy mitady kil. Fa le slow zook koa no tena lafatra kou. Aoka re marina
Za aloha tsy mahay mandihy tapany ambany fa tiako le mijery ny olona mandihy e. Tsy misy zay maharatsy azy rehefa hoe handihy fa tsy mitady kil. Fa le slow zook koa no tena lafatra kou. Aoka re marina
40. sonwin
(
26/05/2005 12:55)
hery:
Mety ho manja marina ny mahita an'i sonwin mibanjina sy maka fy ny anabaviny manao striptease eo alohany eo... efa tsisy fady ihany kou.
Vakio daholo ireo voalazan'ny namana ireo fa betsaka ny mitovy hevira amiko, ahona no za ihany no hanaovanao io teny io?:-w:evil: