Mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...

81. dadabe ( 26/05/2005 16:23)
sendra mba lasa teo ambavako fotsiny lesy iny ,fa lery tsy frera ,fa tsika lahy ihany no frera serasera :wink:
arimalala > fa fantandry ve klou i tovo e? ary haiko zany raha tsy i tovo de i...... hhmmm hay ve e
82. naej ( 27/05/2005 08:58)
[mampatsiaro ahy ilay zazakely mpiaramonina aminay izay io , vao voalohany hisakafo tao aminay izy de nasaina nivavaka alohan'ny sakafo, de hozizy : [zezo o a! ataovy zaza hendry mamy,aza atao misotro toka intsony papanay , amen! de hoy indray ilay iray izay rehefa hivavaka alohan'ny hatory: ATRA O! DODO ZAY ZAO,DE EMBESO TSARA SO DE TSY MAHENO IZAY MAMONO ANAY , DE TANDREMO SO TSY TAIRINA REFA HIHINANA MOFO SY BONBON RAPITSO AN! , DE AZA AVELA MISY MAKA NY KILAONAY , amen , inona no azonao tarafina amin'ireo vavaka zaza roa ireo , mba ahoana ny hevitrao?]
83. Mifenty ( 27/05/2005 12:58)


vavaka sakafo dôly ve reo ????

ny azo tarafina dia tsotra, mazava, araka , azo , hay.
84. welie ( 27/05/2005 14:40)
sorom> Bizou kou elà o!

sonwin sy dadabe> Nahazo frera vaovao nja ylisany mitsam... oups... i Mifenty adino kle! hihihi....
85. booboo ( 27/05/2005 15:04)
naej>araka, azo, mazava, hay.
86. ari.malala ( 30/05/2005 14:03)
naej> milaza ny hatsoram-pon'ny zaza! Izay ao an-tsainy no lazainy!
87. dadabe ( 30/05/2005 18:42)
ekena
88. welie ( 30/05/2005 19:04)
Yep!!!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6569