Mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...

21. vegas ( 18/05/2005 19:08)
Haka ny anjara biz-ko fotsiny za fa tsy hiresaka. Biiizzz
22. Veloo ( 18/05/2005 19:58)
Marina doly ny anareo rehetra, ny fivavahana dia firesahana @ Andriamanitra satria tianao izy. Ary fantatrao fa afaka miankina aminy tanteraka ianao. Rehefa tina tsy adino mihitsy ary tsy ho habitude mihitsy no ho dikany... Ity misy zavatra lazaiko aminareo ko... Ny antony hivavahana ko rehefa misakafo dia mba tsy ho tratran'ny aretina sy ireo izay manao regime dia mahy mihitsy (raha tena manana finoana an) satria mangataka fitahina amin'ilay sakafo...:lol:
23. Manon ( 19/05/2005 06:18)
salut dahoulll jay
welie: zah klou de vavaka fonn avant sakafo retsa eh! dé zaou vavaka anah atsamizay ka atsamizaou ary aikou par coeur mitsy: na souratsa aza
Tompo ô !
Tahio ny sakafonay
Ahasoa anay
Tahio ny fanahanay
Amen .
dé vavaka kou avant dodo sy maraine , zah kou vavaka rah misy zavatsa mapanaelou anah .:(
:-*
24. annie ( 19/05/2005 07:10)
za aloha dia mivavaka foana na tsy eo ampisakafoanana ihany aza!@zao andro hiainatsika zao dia tena very raha manalavitra an'Aa.
FA tena mahafinaritra be ny mahita antsika lina @ fivavahana toy izao an! Tohizo fa tsara e!
Ary maninn tokoa moa raha manokatra takelaka iray mihintsy isika mba hianarana ny baiboly e? Sa ahoana hoy ianareo?:-*
25. ravatorano ( 19/05/2005 07:48)
zaho na izahay ao antrano dia mivavaka lalandava alohan ny hisakafoanana sy aorinany.
Ny maraian kosa samy manao ny azy any fa ny hariva dia matetika izahay no miaraka miondrika mivavaka.
Amiko anefa tsy mbola mhadika ny hoe mpivavaka b izany satria mbola lavitra raha ny fahotana mbola vitazn dravato no jerena fa miezaka ny hanakaiky an Andriamanitra foana eh!
bizz
26. yonikafopl ( 19/05/2005 08:08)
misaotra an\'i welie am le sujet klou an :-*

Tena ilaina tokoa ny firesahana amin\'Atra amin\'ny fotoana rehetra, na aiza na aiza.

Za koa tena tezitra am tenako otran\'i Missie fa tena misy fotoana an tena hanadinoako tanteraka ny mivavaka sy miresaka amin\'ilay Raiko, rehefas voakapoka sy voadona kely nefa vao mipapapapa mitady izay hosarangotina.:cry::cry::cry::cry:

27. dadabe ( 19/05/2005 08:18)
:-*:-* yonika


annie>mety io fa mety hisy tsy ahazaka indray kle
fa zah klou manaiky e
28. ndrena ( 19/05/2005 08:22)
Tena marina izany,ny fiainan'ny tena kristiana mantsy dia fiainam-bavaka hatrany na aiza na aiza ary na inona ataony na inona.
29. dadabe ( 19/05/2005 08:45)
30. sonwin ( 19/05/2005 10:55)
welie> biz ary fa ito za:P

Za mivavaka amin'ny fotoana hatsiarovako hoe tokony hivavaka. Fa dia mamindra aretin-dratsy amiko mihitsy ireo naman-dry ireo:wink:, fa na izany aza mbola mahatsiaro mivavaka ihany za.
31. Mifenty ( 19/05/2005 13:30)


ie zé retra atao anie de vavaka avokoa e.

32. ari.malala ( 19/05/2005 13:50)
zay anie le lazaiko hoe @ fotoana rehetra ê! na aiza na aiza satria @ toerana sy fotna rehetra Andriamanitra dia mahita sy mihaoni.

33. sonwin ( 19/05/2005 14:19)
ze rehetra atao dia vavaka avoakoa raha toa ka natolotra ho an'Andriamanitra ny andro sy izay rehetra ho ataonao amin'io andro io
34. welie ( 19/05/2005 16:53)
Dia faly be zà fa betsaka ny namana no namaly teto... :-*

Dia tena ilaina mihitsy ny "miresaka amin'Andriamanitra" (aleo ataoko io indray fa tsy hoe mivavaka :-P ) na aiza na aiza na @ fotoana inona na inona...

yonika> Dia tena marina mihitsy akia ilay hoe rehefa voadona sy misy zavatra mahazo kely vao mahatsiaro a!

ravato-zanjikely> Dia tena marina fa tsy midika mihitsy mihitsy hoe ho mpivavaka be izany ny manao io fa izany anie no fahitan'ny namako ilay izy e! :lol: Dia tena zany koa fa tsy ampy mihitsy akory ny vavaka izay vitako hatr'izay sy ireo mbola ho ataoko... nefa dia tsy maninona fa tohizako fona kou! :-P

Dia bizz doly klou nareo aza e :-*
35. Veloo ( 19/05/2005 17:13)
:lol:
36. Fithy ( 19/05/2005 18:33)
Sonwin! hita hoe tena nanao F.E.T mihitsy ianao taloha. Sa ve diso za. Mbola tadidin'i Sonwin ve ny fivavahana fanolorana ny andro: " Ry fon'i Jesoa Andriamanitra o! atolotro anao... ary ny anolorako azy indrindra @ ity volana ity, dia mba..."
Fiainana Entanin'ny Tompo Isan'andro! Amen
37. fijo ( 19/05/2005 22:08)
welie an ,mbola handany andro hanao izany ve.
38. sonwin ( 20/05/2005 09:32)
Fithy> tsy diso ianao:), ary ianao koa zany namana tao an :-*

fijo> tsy mandany andro izany fa mitondra fahasoavana
39. hery ( 20/05/2005 10:18)
Fithy> FET ? Fa nanao FET taiza enao? :-) sao dia tokony hasiana fiantsoana FET manokana koa ary ato :-)

Zah kou FET ooo... ary noho ny FET ihany no nahatonga ahy ho toa izao :-p
40. ari.malala ( 20/05/2005 10:35)
oay! za koa FET tao Mahamasina de nanohy tao Ambanidia de lasa mpampianatra katesizy hatr@ zao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5226