Mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...

61. Mifenty ( 23/05/2005 12:47)


ie tampikri io dadabe io

i ari malala nga tao kou?

62. Mifenty ( 23/05/2005 12:52)


d iza no mtarika anle oe,

homba antsika menakavy anie ny tompo

d iza no mamaly anle oe

o tanteraka ktou anie izany.


refa am le vavaka sakafo ioa
63. ari.malala ( 23/05/2005 12:53)
t@ za 3è année teny Ankatso no notenenin'i Père Boniface (le aumonier @ zao) hoe entano ny tanora ao aminareo sy ao @ département misy anao fa efa akaiky vacances izy vao niteny de tsy tafa tsony. Za rahateo koa tsy nazoto!
64. marozevo ( 23/05/2005 22:46)
TSATILAKRI sy MIDAMIKRI : miala tsiny fa hanitsy kely an'i ari.malala aho. Marina ilay fanalavana azy, saingy tsy ny TAMPIKRI no mampiasa io fa ny FET na ny Fivondronana Eokaristikan'ny Tanora (EKA - VK - IK). Ny an'ny TAMPIKRI hoe : "Voir - Juger - Agir". Misaotra an'i ari.malala manaiky ny fialantsiniko sy manaiky ny fanitsiana entina.
Ny "Voir - juger - agir", dia izao ataontsika isan'andro ato amin'ny forum izao: Mahita (voir) hevitra iray, dia mandinika (juger) aloha, vao mamaly (agir). Dia tena tsara be ilay fifanakalozan-kevitra noho izany.
65. welie ( 24/05/2005 12:17)
Dé zay sady tsy TSATILAKRI no tsy MIDAMIKRI no tsy TAMPIKRI no tsy FET dé ahona zany? :-P
66. Fithy ( 24/05/2005 12:23)
Welie, ny FET no fikambanana masina ao @ Fiangonana katolika, fa le hoe TSATILAKRI sy MIDAMIKRI dia fomba fifampiarahaban'ny FET rehefa tafahaona izy ireo. Dia jereo ilay fanalavana azy nataon'i ari.malala fa afaka miaina izany koa i Welie na dia tsy FET aza.
67. Mifenty ( 24/05/2005 16:00)


zay ndray zany AKAMAN-DRAZANKRI e

d misy kou oe, CRI de la hyène sns

68. dadabe ( 24/05/2005 17:30)
hihhhih arimalala>efa ela be anie zany e
zaho anie efa niara niasa t@dry Herve (RDB) sy ry Fredeline (RDB),fony aho mbola tao @FEPSEP/FFKM fahiny hihihih
69. welie ( 24/05/2005 18:52)
Mifenty> aleo kou za mba ho akaman-drazancri zany kou! Hihihihihi..... :-P

Fithy> Okay sotsa....
70. ari.malala ( 25/05/2005 12:11)
marozevo:

TSATILAKRI sy MIDAMIKRI : miala tsiny fa hanitsy kely an'i ari.malala aho. Marina ilay fanalavana azy, saingy tsy ny TAMPIKRI no mampiasa io fa ny FET na ny Fivondronana Eokaristikan'ny Tanora (EKA - VK - IK). Ny an'ny TAMPIKRI hoe : "Voir - Juger - Agir". Misaotra an'i ari.malala manaiky ny fialantsiniko sy manaiky ny fanitsiana entina.
Ny "Voir - juger - agir", dia izao ataontsika isan'andro ato amin'ny forum izao: Mahita (voir) hevitra iray, dia mandinika (juger) aloha, vao mamaly (agir). Dia tena tsara be ilay fifanakalozan-kevitra noho izany.


manaiky ny fialatsininao sy ny fanitsianao aho, fa hanitsy anao kely koa satria za hoy aho efa FET taloha, ary efa niala aho satria nanomana fanadinana teny Ankatso, dia t@ izay fotoana izay no nitaoman'i père Boniface ahy hanentana ny TAMPIKRI tao @ département nisy ahy sy ny tao @ paroasinay. Fantatro tsara adolo ireo information entinao ireo ka! na dia tsy nandalina tao @ TAMPIKRI firy aza aho! :)


71. ari.malala ( 25/05/2005 12:13)
dadabe> aiza! misy havanay fantatrao zany raha zany! efa niasa tao @ RDB koa manko izay havanay izay! sa ianao tsy mpiasa tao?

72. Mifenty ( 25/05/2005 13:07)


iza zany ry ari malala fa ngôdy fantako kou

Sami akamanndrazankri zany tsika si welie
tongasoa eh.

ary inn nray radada le oe mpiamikri?

73. ari.malala ( 25/05/2005 13:45)
Mifenty> technicien zay havanay zay ka, nipetraka teny Anosizato. Raha fantatrao de aza tononina fa wain be.

74. sorom ( 26/05/2005 06:28)
Mahafinaritra ity lohahevitra ity!
Anisan'ny fitaovam-pifandraisantsika amin'Andriamanitra ny vavaka, ka arakaraka ny fifandraisantsika tsirairay avy Aminy no iresahantsika Aminy. Sa tsy izany? Raha tsy miresaka Aminy mihitsy moa dia tsy te-hahalala Azy izany. Arakaraka ny fahatetehan'ny firesahantsika Aminy no hahalalantsika Azy bebe kokoa hatrany. Ahoana tokoa moa no hahalalantsika olona iray raha tsy miresaka aminy akory? Dia toy izay koa ny amin'Andriamanitra.
Ho an'ny Kristiana dia miaraka aminy amin'ny fotoana rehetra ny Tompo, hany ka mifampiresaka hatrany amin'ny fotoana rehetra sy ny zavatra rehetra izy sy ny Tompo.
Aoka koa anefa tsy hohadinointsika fa ny fifandraisana (communication) dia lalan-droa (double sens), izany hoe tsy isika foana no miteny na te-hiteny ka hoe natao hihaino antsika fotsiny Izy, fa Izy indrindra koa miteny sy miresaka amintsika ka anjarantsika no mihaino. Miteny amintsika amin'ny fomba tena maro Izy ka anjarantsika no mamantatra ireny arakaraka ny fahafantarantsika Azy. Eo indrindra no idiran'ilay hoe fifandraisana akaiky mba hamantarana ny fomba firesahan'ny ankilany amin'ny tena...
Tsara ity fifampizarana ity!
:-* welie, :-P ho an'ny rehetra
75. dadabe ( 26/05/2005 10:02)
hhmmm arimalala>:wink: Tovo ve klou zany e?:-D:-D:-Dhaiko tsara raha izy
sorom>ekena frera a,marina zany
76. ari.malala ( 26/05/2005 10:17)
tsy Tovo ka! nipetraka teny Anosizato oa izy, fa traha sendra any anj-tsainao any d aza tenenina fa wain be.
77. sonwin ( 26/05/2005 12:46)
dadabe> fa frera koa nga leity i sorom?
78. sorom ( 26/05/2005 13:48)
sonwin> tsy voatery ho frera aho r'ise fa mason-tsokona sy masom-boalavo ka izay kely ananana no ahiratra a...

:lol:
79. sonwin ( 26/05/2005 13:55)
hay ve e, mitovy zany isika ka:lol:
80. sonwin ( 26/05/2005 13:57)
hay ve e, mitovy zany isika ka:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2313