Mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...

41. sonwin ( 20/05/2005 11:09)
mmhh 4 sahady isika izay:)

Na EKA,VK na iraky Kristy
fivondronana iray ihany,zoky zandry mifankatia...:-*
42. welie ( 20/05/2005 13:18)
fijo> Tsy fandaniana andro zany ka!

Inn kay zany FET??? :/
43. Fithy ( 20/05/2005 13:37)
ari.malala, sonwin, Hery sy zay mbola mety ho FET koa: TSA.TI.LA.KRI sady Biz mamy be daholo ho antsika:-*. Hita taratra foana ny FET mantsy rehefa maneho sy miady hevitra ara-pinoana. Izay tokoa le Fiainana Entanin'ny Tompo Isan'andro.
Izahay efa nanatrika Dingana teny amin-dry Hery tao @ Sainte Croix, mpirahavavy ny Fiangonantsika fa izahay eny @ BANI, Notre Dame des Ailes.
Tsara be le sosokevitr'i Hery momba ny fiantsoana FET.
MI.DA.MI.KRI!!!
44. booboo ( 20/05/2005 14:01)
re-inn kay zany FET sy TSA.TI.LA.KRI zany ?
45. douhdouh ( 20/05/2005 14:29)
misaotra an\'i wellie nanosoka ilay hevitra

Faly be aho fa efa marobe izany no mivavaka alohan\'ny hisakafo sy hatoty ary vao maraina nefa satria rehefa mihoatra ny 2 dia efa maro, nefa na izany mbola maro ihany koa no tsy resy lahatra amin\'izany fivavahana izany , ka mba ento am-bavaka ihany koa ireny olona ireny ry reto a !
dia na eny an-dalana eny aza dia antsoy ny Tompo hiaraka aminao fa hoy izy hoe \" antsoy aho dia ho valiako ianao e!
izay mazotoa dia mahereza mivavaka daholo ô!ô!
46. douhdouh ( 20/05/2005 14:36)
Misaotra an' i wellie nandefa ilay hevitra

Faly be aho fa efa maro be no mivavaka amin'ireo fotoana ireo , satria rehefa mihoatra ny 2 tsinona dia efa maro sa tsy zany , nefa na izany koa aza dia mbola maro be ihany koa no tsy manao izany ; ka mba mangataka antsika mba hitondra am-bavaka azy ireny koa , mba ho resy lahatra amin'izany .
dia na dia eny an-dalana eny koa aza dia aza hadino no miantso ny Tompo e! fa hoy Izy hoe "Antsoy aho dia hovaliako ianao" dia hainao ny tohiny
Izay ary aloha fa mahereza mivavaka amin'ny fotoana rehetra e ! mazotoa ô!ô!
47. ari.malala ( 20/05/2005 14:51)
ho an'i booboo, FET = Fivondronana Eokaristikan'ny Tanora
48. welie ( 20/05/2005 15:05)
ari.malala> Zà no nanotany kou de merci o! Hihihi...
49. dadabe ( 20/05/2005 15:22)
eh o ry zareo a zah kounkou anie ka croisee fahiny e:wink:de lasa TAMPIKRI fa niala hihihihh
50. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:31)
Mafinaritra fa mivavaka daholo tsika zany
Fa aza adino koa ny mihaino ny tenin'Andriamanitra
na andininy 1 isan'andro fotsiny aza.
Ahoana moa no ahaizantsika mivavaka raha tsy fantatsika le iresahantsika sy ny tokony horesahana aminy, de aleo henoina ny resany e ====> baiboly be dia be
51. marozevo ( 21/05/2005 00:39)
Ary kay tokoa mpivavaka daholo marina isika ato koa !.. Misy tantara tsaroako ity : tamin\'izahay mbola nianatra fahiny, dia mivavaka foana rehefa hanomboka hianatra (maraina sy tolak\'andro), sy rehefa mirava. Ary tena lasa fahazarana ilay izy. Indray andro dia nisy ray aman-dreny nitsikera ny tale, ka nanao hoe : \"Lasa fahazarana fotsiny ny fivavahana atao ao an-tsekoly, satria be loatra\". Dia hoy ny tale namaly azy : \"Rehefa samy ho zatra ihany , tsy aleo ve zatra amin\'ny tsara toy izay zatra amin\'ny ratsy e\". Dia tankina ilay mpanontany.
Tsy arira na angano fa tena nisy, ary tsy tontan\'ny ela fa natao hodinihin\'izay manam-panahy.
52. Mifenty ( 21/05/2005 08:40)


za ndray tsy mpivavaka fa mpino kle. Ny ataok mitsy aza no efa vavaka oazy kou.

aiza doly ary ny Ik sy Vk retra e. De zay kou Gen kle.


afa mitsy radada zany tampikri zany a.

elah nga mpianatr'i jules kle.

53. dadabe ( 21/05/2005 15:30)
mifenty >t@ zah mbola mpianatra tao @college sainte chantale soanierana lesy zany a,de nafana fo be t@zany de niaraka t@ ndry mopera Rakotovao Marc (efa maty izy:cry:),de mpianatr'i Mr jules t@T5 hihihi mahatsiaro ny lasa kle
marozevo >tena niainako mihitsy ireo voalazanao ireo satria zah mba nobehazina t@ finoana katolika fa zafikelina Presbytera hihih
54. sonwin ( 21/05/2005 17:16)
ary aza adino leisy ny tao amin la sainte ry frera an
55. cutie ( 21/05/2005 23:59)
za mivavaka refa alohan'ny sakafo, fa refa alohan'ny hatory sy mifoha adino . :roll:
56. maditra ( 22/05/2005 06:00)
Zah aloha, ny alohan'ny hisakafoihany no mba fanaoko fa rehefa hatory zah, tsy dia misy vavaka izany. Fa aleo angamba zah hanao ezaka amin'izany satria efa niainana ilay izy nefa najanona indray. Aleo atao sao dia mba manatsara ny fiainana ihany. (Sady manakelikely ny ditra :wink:). hihi,
57. yonikafopl ( 22/05/2005 09:14)
mampiova zavatra ihany ny fandehanana ato am forum ato an:roll::)
58. dadabe ( 22/05/2005 18:52)
tena manova zavatra mihitsy :wink:sady nahitako vady
sonwin>marina lesy zany frera a:wink:
59. yonikafopl ( 23/05/2005 05:30)
60. ari.malala ( 23/05/2005 09:56)
hay dia adinoko ilay hoe TSTIKAKRI dia TSArovy sy TIavo LAnadava i KRIsty, dia ilay MIDAMIKRI dia MIramiranDAva MIaraka @ i KRIsty.

Hay koa ve i dadabe tao @ TAMPIKRI ê! mahafinaritra izany!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4232