Tovo J'hay

141. akamatiana ( 23/06/2005 18:39)
dadabe efa we tsy an'lah ny eo am molotra sady tsy anah kou nenlah hahahhah fa :-*:-*:-* iany nentsika cherikely an
142. fijo ( 23/06/2005 19:46)
hummm lasa saina bedada noho ny fahavitan'i bebe le.nefa dia tsy ho irery izy fa mbola eo ny cherikeliny.soa wa ny manandroa e
143. akamatiana ( 23/06/2005 19:56)
fijo he he he he mba menara kou lah eh :wink:
144. fijo ( 23/06/2005 20:00)
hianatra tokoa le virja ka
145. yonikafopl ( 24/06/2005 04:31)
hianatra inn fijo?? hianatra ny feo sy zestan'i tovo j'hay ve??:-w:-w:-w mety ho be mpitsiriritra fijo amzat fotoana izay rehefa tena mahay ann, :-@:-@
146. akamatiana ( 24/06/2005 08:32)
fijo=D=D so de ampenarina??? ary lah nga mbola virja kle :-w
147. cutie ( 24/06/2005 17:49)
akamatiana, ty akia misy hira atolotro an-jy de manao fety sambatra a. :-*:-*:-*:-*:-*

TENY MAMY

Ny teny mamy nolazaiko
Nanambitamby anao
Matokisa sombinaiko
Fa tsy hiova hatram'izao!
Hatezerako ombieny ombieny
Nankararirary fo
Aza raisinao ireny
Aoka hivalona avokoa!

Ianao irery no nilaiko
Ianao ilay nofinidy
Mahay mandamindamina ny saiko
Diamondra sarobidy!
Raha misy ny hadalako
Olombelona tokoa
Aoka re mba hofafàko
Dia hovaiko ho zava-tsoa!

Ny sangisangy 'zay fanao
Horokoroka fahiny
Raha mety re ianao
Averiko eto ankehitriny!
Ny bedibedy 'zay tsy tanty
'Zay nandreraka ny loha
Tsy ataoko intsony mandra-maty
'Zao dia 'zao aho dia hiova fo!
148. akamatiana ( 24/06/2005 18:35)
cutie:-*:-*njy zokimalala d njy kou manaova fety sambatsa an :roll::snif: kely fa faly lotra hihhihhi , njaso fa omeko hira kou njy an raim fa itady zah
149. akamatiana ( 24/06/2005 19:31)
cutie:wink: io an d bizzzz mamy be njiko


AVIA FA

Hifampitanana izaho sy ianao
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Aiza ilay namako any ?
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo:-*

Tonga aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana:-*

Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Aiza ilay namako any ?
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo:-*
150. dadabe ( 25/06/2005 04:03)
Mpandefa : akamatiana [ Valio ] 23-06-2005 20:39:02
Lohateny : Re : Tovo J'hay
dadabe efa we tsy an'lah ny eo am molotra sady tsy anah kou nenlah hahahhah fa iany nentsika cherikely an

:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:snif snif snif
151. akamatiana ( 25/06/2005 05:41)
dadabe oujyyyyyyyyy :P zaran'lah ary mahazo an':-*:-* less sa alaiko kou io de tsy mahazo tsony lah =))=))
152. welie ( 25/06/2005 15:33)
Akamatiana :-*:-*:-*
153. Missie ( 25/06/2005 16:26)
Oupsss fann doly ve nayeo aiza ary ny mpankafy T.J en fait refrain io ataokou io ka!!!!! Nefa misy ray @ nareo tia beuhh anio hira io


FA mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova, na ho ela, na ho haingana
:lol: de inona azany tohiny ô???????????
154. fijo ( 27/06/2005 23:50)
missie bedy kao ndry fa tia an'iny be zesta iny.
yonika izany ve???
akamatina efa hoe mbola virja aho ko ndry koa tsssssss
155. akamatiana ( 28/06/2005 05:07)
fijo:wink: mbo kozy ve?:-w:-w
156. dadabe ( 28/06/2005 16:02)
ao klou avereno kely le mimemeh etsy ambony retsy a
157. akamatiana ( 28/06/2005 16:33)
dadabe:-P
158. akamatiana ( 28/06/2005 16:34)
dadabe:-P
159. fijo ( 28/06/2005 21:57)
akamatiana ve hanandrana e?,??efa hoe izay ko
160. dadabe ( 29/06/2005 02:24)
akamatiana tsy le ohatran'io fa le miorirana retsy a:-w
fijo te hanandrana mihitsy io minera io :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6251