Tovo J'hay

81. sonwin ( 28/05/2005 09:32)
io indray ny lelan'i welie :P
82. welie ( 28/05/2005 12:46)
sonwin> Maninn ny lelako kay? Matsiro ve no sady mamy? Hihihihi....
83. sonwin ( 29/05/2005 09:38)
Eo indrindra isika izao:)
84. akamatiana ( 29/05/2005 17:43)
hihihhihihhihi

fijo> dainn kousa zahay nga miady fa mankafy waaaaaaaaaa oujyyyyyyyyyyy nareo reto an

weliko,sonwin> hummmmmmmmmmmmm atasioooo an hihihihhhih

dadabe> tsssssssss elah mangina an ,:lol:
85. sonwin ( 31/05/2005 14:33)
Misy hiran'ny Tj hivoaka ts ho ela ry zareo a, Lela mamy ny titre:)
86. fijo ( 31/05/2005 21:11)
mahazo nareo androany,ary io lelan'i welie io mila kaikitra sa tsetsitra
87. akamatiana ( 16/06/2005 11:31)
tsssss tena lasan'ilay tsunami kou ve ny mpankafy an'i TJ kleeee:-w:-w:-w:-w:-w
88. sonwin ( 16/06/2005 14:09)
8O lasa
89. dadabe ( 16/06/2005 14:57)
:D:D:D:D:D:D milay zany ka @zay tsy misy maty @tovo jhay tsony :D:D
90. akamatiana ( 16/06/2005 15:06)
dadabe:cry::cry: dainnn kousa mou lahhh eh , f'nga eo misy tara fa efa weeee mpankafyyyy waaaaaaaa , elah tsy cherikeliko tsony klee=((=((=((:evil:
91. welie ( 16/06/2005 15:11)
lasaaaaaaaaaaaa! Snifff....

sonwin> :-( Mila mamerina mihira njay ve zany zao isika? :-P

fijo> Mila inn mou le lela teo fa tsy tadidiko tsoun less a! :-P

dadabe> Tsara zay! :-P

Reo teny mamy nolazaiko
Hanambitamby anao
Matokisa sombinaiko
Tsy mbola miova hatramin'zao...
(l)(l)(l)
92. akamatiana ( 16/06/2005 15:25)
welie:D iny any njy fa nipotsa ehh , neveriko fa lasa hihihihi
93. fijo ( 16/06/2005 20:37)
welie mila tsoadela ve io wa eeee
94. dadabe ( 17/06/2005 02:58)
akamatiiana:cry::cry::cry::cry::cry:snif snif snif:wink::wink:
95. yonikafopl ( 17/06/2005 04:16)
:-w:-w
96. fijo ( 17/06/2005 04:34)
hummm io fa tratra indray le
97. yonikafopl ( 17/06/2005 06:14)
fijo hihi be konetraka be lery tato ho ato zay kleee, nisy nandratra ngamba ny fony tany ho any kleeee:-w:-w:-w

dadabe, Reo Teny mamy nolazaiko
Hanambitamby anao
Matokisa sombinaiko
Fa tsy miova hatramizao,,,,
aleo hatro ihany kalou bedada aaa:-*:-*:-*
98. akamatiana ( 17/06/2005 07:26)
dadabe ntsooooo ka elah tsinnn masosotsa kou eo njay ary eh:-*:-*:-*:-*(l)(l):-whafa iay mou cherikelin'lah oh
99. dadabe ( 19/06/2005 05:19)
akamatiana:D:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)
yonika:-w:-@
akamatiana:-*:-*:-*:-*:-*:-*
donk:@:@:@:@
100. yonikafopl ( 19/06/2005 06:03)
he he he:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.944