Tovo J'hay
264. kitana3
(
07/10/2005 08:27)
nena indray no mba tiako resahina dia izy le be mpanenjika lava 'ty.
Ny fantako sy hananako porofo aloha dia tarika fanta-daza be any dago no tena ao ambadik'io ê!! tsy te hilaza zavatra betsaka aho fa jereo fotsiny fa raha vao misy actualité momba an-dry zareo (famoahana raki-kira, interview, famoahana livret...) dia iny koa fa miaraka aminy ny fanenjehana an'i Tovo J'hay amin'ny média.
Tsy azoko mintsy lo le problema fa samy mpanakanto mahay ry zalahy ary tsy voatery hitsahana ny iray mba hampiakatra ny iray.
Asa ny hevitrareo amin'io

267. Fify
(
10/12/2005 17:34)
ity hiran´ny tovo j´hay miaraka @ bodo, nanie lalie . malala ,poopy tytena tsra be .ity ny refrain:Raha toa ianao ka tia mozika dia hiaraka ikalo aminao aho. raha toa manerika mangatsika dia hitondra hafanana vaovao aho. tolory tanana aho rehefa tonga any f´izay ilay tsy hafozako anao omeo ialy tsiky ray tsisy ahiahy ilay tena tiako any aminao