Tovo J'hay
201. marimar
(
09/07/2005 16:35)
"teny mamy" kosa mahafatifaty é,tsy" lela mamy" akory an,fa za mieritreritra hoe ny artiste tsisy jerena raha tsy mahay mi-geste
214. welie
(
11/07/2005 12:58)
Akamatiana sy yonika efa we klou de chuuuutttt! :-D
Komisera: Tena mba tairo ho anay zany solomaso zany ry Aina a!
Aina: Tena aoka hilamina aloha fa raha vao tsy manao an'ito dia tena tsy ao le feeling
Tq inn aza nisy an'io resaka io ooo?! Zé mahay omeko biz'oroka... raha mbola misy zà... :-P

215. akamatiana
(
11/07/2005 18:04)
weliko 2 zayyy lol , :-P zah akia tsy mahay an hihihhhih fa mbo omeo any iany klou leeee:wink:
TJ ihany TJ hatrany=D
TJ ihany TJ hatrany=D
216. dadabe
(
11/07/2005 18:27)
tsy azoko intsony le resaka ato kle :cry:
misy Gilbert montanee tampoka zany nefa Tahitsy Gilbert aza any dago
de misy komisera zany nefa bifta mbola eo
:@:@:@
misy Gilbert montanee tampoka zany nefa Tahitsy Gilbert aza any dago
de misy komisera zany nefa bifta mbola eo
:@:@:@
217. welie
(
11/07/2005 19:23)
Akamatiko sy yonika! dia kou de chut! Njy angà tsy mbola nahita le film miaraka @ TJ akia? Ny titre tena sty tadidiko fa izy polisy amilé izy! Dé Aina no anarany ak! hihihi...
220. welie
(
13/07/2005 14:15)
fijo> Ountssssss!!! Aza zalou wa elà ka! Elà fona ilay tena hummm anie e! (l)
Akamatiana> Oujiiii marina a! Kay ve sty mbola nahita njy e! 8O On verra! :-P
Akamatiana> Oujiiii marina a! Kay ve sty mbola nahita njy e! 8O On verra! :-P