Toro-hevitra kely
81. yonikafopl
(
12/05/2005 09:04)
tena nodiako tsy niditra elaela , hay tena manararaotra i dadabe rehefa tsy arahana avy aoriana, tsssssss :evil: , ary maninona anlah kou akamatiana? izy aza tsy mpiditra ato fa aleo izy any am tsaty any fa manjary miana dratsy ato kle .
82. sasa
(
12/05/2005 11:01)
dadabe jereo fa tezitra foana lesy bebe klé tsy tiako kosa raha tezi-dava izy io fa manjary mora antitra klé atovy ze mahafalifaly azy haingana elah
