Toro-hevitra kely

1. aristar ( 06/05/2005 12:45)
Une mouche vient se poser sur la croupe d'un taureau, celui-ci lui balance un coup de queue...et la rate.
Quelques secondes plus tard, l'effrontée se pose sur son dos, re-grand coup de queue, re-ratée !
La mouche vient alors se poser sur son museau, le taureau exaspéré lui donne un coup de langue qui laisse la mouche raide morte.
Moralité : ce que tu n'arrives pas à faire avec la queue, finis-le avec la langue.
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:04
2. dadabe ( 06/05/2005 12:52)
:evil: tsy mahazo teny frantsay kleaza :twisted:
3. mamzelkely ( 06/05/2005 12:57)
hita wa mahita fy koko amzay =)) =)) =)) =))
4. dadabe ( 06/05/2005 13:05)
=))=))=)) :cry: :cry: :cry:
5. sasa ( 06/05/2005 13:10)
=)) =)) =)) =)) =D =D
izany lesy ry frere ny hafatra an; fa izany hoe za efa mahay knou
6. dadabe ( 06/05/2005 13:12)
inn le hafatra frere a
7. sasa ( 06/05/2005 13:18)
dadabe
ze tsy vitan'elah am rambon'elah dia ataovy am lelan'elah
dadabe aiza ho aiza any am lah leity ny rambo
8. dadabe ( 06/05/2005 13:32)
oay leaza,tena diso kopy lotra aho le,.....rey r...ko oo,tena miteny ny tsy fiteny marina
sasa ndana haingana elah mibebaka
9. sasa ( 06/05/2005 14:29)
dadabe alohan'ny nitenenako an'io dia efa nivavaka aho
10. ari.malala ( 06/05/2005 14:53)
:-D :-D :-D =)) =)) =))
11. Tenio ( 06/05/2005 16:13)
In njay ity torohevitra ity klé? sao dia hampiana-dratsy ny ankizy zany.
12. pissoa ( 06/05/2005 16:18)
miankina @ fampiharana ihany io ry Tenio ah! :-D :-D
13. Veloo ( 06/05/2005 17:32)
sasa, dadabe =)) =)) =)) =)) =))
14. yonikafopl ( 06/05/2005 17:43)
sasa tssss :evil: :evil: velesiko ny lapoaly eo enao an, maninn adabe no ataonao an'io??
dadabe :-* :-* , eo fa hazavaiko anao rahalina fa aza miraharaha izay lazain'i sasa
15. maditra ( 06/05/2005 22:12)
aristar> Hita fa tafiditra tsara mihitsy ilay moral. haha :-D
dadabe> Sao dia mba mody fanina ela 'ty? :twisted:
16. dadabe ( 07/05/2005 07:50)
maditra :wink: I am serious my friend! dont\'t worry :wink:
yonika>de sady manazava njy no mihinana mangahazo sy bononoka tsika 2 an :wink: :-*
17. mishou ( 07/05/2005 09:38)
dadabe> miala any ary ny teny @ teny tsy fantatra, efa impiry aho nilaza taminareo fa hivadika teny sinoa ny hiafaran'ity zavatra ity fa andao ange e :-D :-D :-D :-D :-D
aristar> mba tairo rangah ny dikany @ teny gasy fa inn ary ity manao blague @ teny fanran'nytsy hay ato @ site gasy ity klé
:wink: :wink: :wink: :wink: :cry: :cry: :cry: :-P :-P :-P :-P
18. aristar ( 07/05/2005 10:17)
mishou>ka raha natao teny gasy ange ilay dia very ny dikany satria degré roa ny famakiana ilay moralité e! Betsaka noho tsy mamaky azy au second degré ! Ary izany ny antony tokony hahaizan'ny gasy teny vahiny frantsay na anglisy mba tsy ho badonin'ny sasany fotsiny dia manao fotsiny hoe "oui misié" sy hivelaran'ny saina faha tsy hijejojejoana fotsiny.
19. hery ( 07/05/2005 10:38)
aristar> ny avy eny Isotry (ohatra anay) koa mahalala ny sens figuré-n'ny rambo sy lela kah. Zany hoe mila mandalo eny matetitetika dia mahita fa efa mivoatra ny teny gasy.
20. yonikafopl ( 07/05/2005 12:36)
hery tena mba lazao anay ny dikan'izany fa zahay avy eny anjanomanalina, nefa tsy manana fotoana handehanana eny isotry :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079