Toro-hevitra kely
41. ari.malala
(
09/05/2005 12:58)
:-D :-D :-D nareo reto tena misy manapa tsinay mintsy ka! in ndray zao r'i sonwin zany bilik zany?! :-D
42. sasa
(
09/05/2005 13:34)
ari-malal i aristar no niteny an'io voalohany fa tsy sonwin; fa izany hoe mety hainy izany kan
sonwin fa in konko izany mbo valio ny olona
sonwin fa in konko izany mbo valio ny olona
43. mamzelkely
(
09/05/2005 14:12)
tena mampahonena ana mitsy ry reto dadabe fa aleo angamba zay sy izy hiresaka am teny anglisy za manoka tena hanao iterprète an dadabe :°)
44. aristar
(
09/05/2005 14:24)
bilik = faute de frappe bilitika noho tiako tenenina.
Ary tsy resaka bonbon na sucette mihintsy ange ilay izy faha "tarte aux poils" na "coller les timbres à la cave".
Bedin'i Hery indray aho izao faha miteny fanran'ny tsy hay
:lol: :lol:
Ary tsy resaka bonbon na sucette mihintsy ange ilay izy faha "tarte aux poils" na "coller les timbres à la cave".
Bedin'i Hery indray aho izao faha miteny fanran'ny tsy hay
:lol: :lol:
45. Veloo
(
09/05/2005 16:01)
tssssssss nare reto tena mampime mihitsy ka =)) =))
Aiza tompoko ilay lazaina momban'ny lalitra sy omby lasa any @ bonbon ndray =)) =))
Aiza tompoko ilay lazaina momban'ny lalitra sy omby lasa any @ bonbon ndray =)) =))
48. Veloo
(
09/05/2005 19:01)
sonwin tssssssssss aiza ko no misy bonbon olona kle =)) =)) =)) adaladala :p
50. aristar
(
10/05/2005 05:13)
mishou>Inona no tsy arak'i mishou ? ireo synonyme ve ? ireto ary misy hafa "mihinan'mbozaka" na "milentra saka". Raha nadika teny gasy ilay izy toa tena very be ny dikany.
51. sasa
(
10/05/2005 05:15)
veloo za efa nividy bonbon olona tam mbola kely kou fa le bonbon vorona kou misy foana na hatramin'izao aza
aristar :D :D
aristar :D :D
52. mamzelkely
(
10/05/2005 08:37)
de refa minana le bonbon vorona de ny lohany n,o hanina vôlaany!!! :-D
53. dadabe
(
10/05/2005 11:01)
mamzelikey >merci akia (interprete :-* :-* )aza matahotra fa tsy hitan'i bebe e :wink:
rehefa mitsetsitra bonbon olona na vorona rankizy de ny ampovoany no tsar tsetsefina indrindra satria eo no tena mamy be :wink:
rehefa mitsetsitra bonbon olona na vorona rankizy de ny ampovoany no tsar tsetsefina indrindra satria eo no tena mamy be :wink:
54. xxx
(
10/05/2005 11:26)
D aôna aloha zany toro-hevitra zany o anay vhv? Toa ôtran'ny tsy mety koa, zay tsin tsis rambo.
55. sasa
(
10/05/2005 12:32)
xxx f'angaha ny rambo ihany no azo tsetsafina kle
dadabe toroy hevitra i xxx fa very hevitra izy, fa elah ve lesy dia te-hiditra rafilahin'i frera sonwin konko
dadabe toroy hevitra i xxx fa very hevitra izy, fa elah ve lesy dia te-hiditra rafilahin'i frera sonwin konko
56. dadabe
(
10/05/2005 12:42)
oay le fa angah miaraka ry le.... :twisted: :twisted: kiii
fa i xxx ve sipa e?? mandainga enao rangah fa enao kofiboay a :-P
fa i xxx ve sipa e?? mandainga enao rangah fa enao kofiboay a :-P
