Toro-hevitra kely

61. ari.malala ( 10/05/2005 14:38)
in aky no ankafizindry r'i mamzelkely? sao de ndry rery no mankafy an'zany?!!
62. mamzelkely ( 10/05/2005 15:45)
mamaly an xxx za ka... :wink:
63. mishou ( 10/05/2005 16:34)
sasa> mankafy bonbon ny vehivavy hono e, tsy hay intsony na lela na rambo

aristar> hi hi hi hi, misaotra betsaka @ ilay dikateny gasy fa nampisehonao tsara ny fahaizanao teny gasy :-D :-D :-D
64. iartistika ( 10/05/2005 17:10)
aristara,tohizo fa tsara(miady rima mitsy legôna ah)
65. Veloo ( 10/05/2005 18:43)
:twisted: :twisted:
66. dadabe ( 10/05/2005 18:51)
veloo>aza manao an'io fa mba mimemeza e :roll:
67. Veloo ( 10/05/2005 19:46)
dadabe :-D :-D :-D njy ty an
68. dadabe ( 10/05/2005 20:14)
maninona aky zah ry malala :wink: :-*
69. sasa ( 11/05/2005 05:06)
iartistika lasa i veloo jereo fa mifandamoro
mishou mifangaro be tsy hay intsony na lela na rambo
70. dadabe ( 11/05/2005 06:08)
Veloo>a3 ka ataovy anilay memeh miorirana hoa :wink: :cry: :cry:
71. ari.malala ( 11/05/2005 06:11)
zany koa ve d mampitomany an'i bedada ê! fa nareo ve zazakely ê!

72. mamzelkely ( 11/05/2005 06:15)
o ry reto an: tena lasa mivadika ny lohako fa toa lasa mifandamouro dôly nareo fa aiza dôly ny vady virtoalinareo e!!! :?: :!:
73. sasa ( 11/05/2005 06:44)
mamzelkely za tsy izy kou ny vadiko vadiko ihany fa ny sipa tsy sipako koa
74. mamzelkely ( 11/05/2005 06:55)
tsara zany bravo sasa =D =D
75. sonwin ( 11/05/2005 10:10)
ny vadiko laniko ihany fa ny sipako ohaniko koa
76. ari.malala ( 11/05/2005 11:12)
sonwin tendan-kanina!

77. dadabe ( 11/05/2005 15:53)
yonika vadiko ihany fa i akamatiana vadiko faharoa :wink:
sa ari.malala :-* pounk kely aza e :-D ;-) ^^
78. sasa ( 12/05/2005 04:36)
sonwin hi hi hi zay ny an'elah
dadabe mbola tsy fay le tsongon'i bebe alina dia mbola mifandamour eo ihany
79. mamzelkely ( 12/05/2005 06:19)
marina mitsy zany ry ari.malala ataovy ihany ry sonwin fa tonga kenda enao fa ataovy be bosika ihany reo vevavy ato reo!!! :°)
80. dadabe ( 12/05/2005 08:31)
ekena lesy frera a :wink:
pounk kely aza e :-P :-o ;-) ^^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084