Ra.. tsimba
1. Nenibe
(
29/04/2005 22:04)
Inona ary izany, rehefa eo Tsimba dia ny Malagasy rehetra no mila azy. Rehefa tsy eo kosa Tsimba dia ny lehilahy no tena mitady azy....?
novalian'i dadabe ny 21/05/2005 16:23
7. pissoa
(
30/04/2005 17:00)
tsy mazava zany ry nenibe ... refa tsisy fotsimbary aza de ny rafotsy no tena mitoto amin'ny diavolana ko! :-P :-P
8. Narilala
(
01/05/2005 09:55)
Tena marina izany! iny indray no tsy hitako! lalin-tsaina koa ange zany Nenibe izany e!
Fo + tsimba + ry = fotsimbary = foto-tsakafon'ny Malagasy
raha tsy eo i Tsimba dia ny "fo" sy ny "ry" sisa tavela eo ka dia mahazo aina ny lehilahy raha mahazo azy
Fo + tsimba + ry = fotsimbary = foto-tsakafon'ny Malagasy
raha tsy eo i Tsimba dia ny "fo" sy ny "ry" sisa tavela eo ka dia mahazo aina ny lehilahy raha mahazo azy
12. maditra
(
01/05/2005 15:26)
Kay, tany no nalehany, mbola mahavoa blague salee ranenibe izany an! :-D
15. sasa
(
02/05/2005 04:50)
pissoa =D =D
dadabe fa nareo sy nenibe ve rehefa ao an-trano ao tsy mba mifampitantara blague mintsy =))
dadabe fa nareo sy nenibe ve rehefa ao an-trano ao tsy mba mifampitantara blague mintsy =))
16. mamzelkely
(
02/05/2005 07:23)
nenibe< =)) =)) =)) =)) tena tapa tsinahy dray a tam'iny!!! =)) =D
19. sasa
(
02/05/2005 09:49)
ari-malala; i nenibe io anie manafi-talenta fotsiny i dadabe aza mba gaga kou
20. dadabe
(
02/05/2005 09:54)
rey razako oo,mifosa iaby reto kilonga marina
efa danz be zahay rankizy a,ary i bebe(fa tsy i nenibe )mahay milalao
:wink:
efa danz be zahay rankizy a,ary i bebe(fa tsy i nenibe )mahay milalao
:wink: