Ra.. tsimba

81. iartistika ( 09/05/2005 17:21)
hihihi!
82. mishou ( 09/05/2005 21:26)
dadabe sy bebe> reto tena manao vazaha mody miady hi hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =))
ary aza kitihina intsony za sy mifenty fa zahay milamina tsara sady mbola misy adidy hanao film ho an'i bebe :-P :-P :-P :-P
83. Mifenty ( 09/05/2005 21:57)


fita oua kou.

84. sasa ( 10/05/2005 05:29)
mifety sy mishou am le film ataonareo iza no role dia iza no deba ?
85. dadabe ( 10/05/2005 12:45)
film xxl ve leaza :°) :°)
86. sasa ( 10/05/2005 12:52)
dadabe film omena an'elah sy bebe anie izany e
87. mishou ( 10/05/2005 16:44)
sasa> tsy misy role sy deba izany fa nareo ve mbola tsy nijery x e, fa tsy in-3 fotsiny :-P :-P :-P
88. Mifenty ( 10/05/2005 19:51)


ry sasa kou ngamba mbola tamana am le film otran'ilay an-dry tantely kle.

Mpandray anjara doly zay roa ary mpandray anjara mivantana.

Ilay nanaovanay zaza virtoaly no alainay sary fa asiana aingon-kaingony de miovaova sy ny sisa eh (Ally Mc Tiana lesy a)

89. dadabe ( 10/05/2005 20:24)
mishou zany ve mpijery xxxl e? ;-)
90. sasa ( 11/05/2005 05:20)
mishou ka za anie tsy nahalala hoe x le film e lazaiko fa film hafa
mifety sy mishou dia mazotoa manao film dia mba soraty any le anaran'ny tsenanay mivady fa hanao sponsors zahay
91. dadabe ( 11/05/2005 06:22)
dray marina hifandamoro ndray reto marina :{ :{ :{ :{
92. sasa ( 11/05/2005 06:55)
dadabe :D
93. Mifenty ( 11/05/2005 13:51)


>>sasa soratana ny anaran'ny tsenanareo mivady refa vita ilay virement eh.

d sady omena anjara film 50 kou nareo ho amidy.

hihihi
94. sasa ( 11/05/2005 14:08)
mifenty le virement atoko rampitso fa omeo an'any klou ny num de compte virtoaly klé dia vonono kou izahay hivarotra; mety vetivety izany film 50 izany dia lany fa atovy betsaka farak'izay tratra
95. dadabe ( 20/05/2005 18:17)
hivaro tena marina :-P
96. iartistika ( 21/05/2005 11:52)
oay lé8O
97. dadabe ( 21/05/2005 16:23)
:-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0093