Ra.. tsimba
21. ari.malala
(
02/05/2005 10:28)
f'angaha misy mifosa izany eo ê! ary inona no idiran'ny razana @ zany ry dadabe â! aleo izy handry am-piadanana any amin'izay misy anazy any sao hanagatra ka hanahirana! :)
22. sasa
(
02/05/2005 10:34)
dadabe hay marina kay moa i bebe fa tsy i nenibe
ari-malala marina izany fa izany hoe dadabe na hanangarany aza tsy matahotra fa ireto kilonga no asa fotsiny
ari-malala marina izany fa izany hoe dadabe na hanangarany aza tsy matahotra fa ireto kilonga no asa fotsiny
23. welie
(
02/05/2005 14:04)
Narilala> Tena raha tsy nisy io fanazavana io saika fann be zà....
iartistika> kay kay kay....
sonwin sy dadabe> Tsy naha pape sy frera an'ilisany njay iny iray iny an! :-P
Nenibe> hihihi.... sao mbola mahita hafa mitovitovy @ zany ihany toi?
iartistika> kay kay kay....
sonwin sy dadabe> Tsy naha pape sy frera an'ilisany njay iny iray iny an! :-P
Nenibe> hihihi.... sao mbola mahita hafa mitovitovy @ zany ihany toi?
25. ari.malala
(
02/05/2005 14:08)
ka zay anie r'i sasa no anaovako oe aleo ny razana handry am-piadanana any @ izay andriany any ê! sady ra mitran,ga eo ve reny hoazo iainana ety ambonin'ny tany? tsy efa nasiso aby?!
28. dadabe
(
03/05/2005 03:42)
rey razako oo,sady mimemeh no manimbazimba razana ,dray loza amin'atambo marina :{ :{ :{
29. sasa
(
03/05/2005 04:18)
ari-malala ka ity dadabe ity azany mbola miantso razana foana fa misy in mintsy ary; tena tsy maintsy hifoha ihany ireo razana ireo hiady vomanga raha izao fiantsoana izao no mitohy =)) =)) =))
30. yonikafopl
(
03/05/2005 06:39)
=)) =)) =)) tena mahavoa nenibe zany an, tara njay za kleeeee
dadabe, bebe ihany mou oooooo, nenibe blagy no hainy fa ny ana zavatra hafa mintsiny :-$
dadabe, bebe ihany mou oooooo, nenibe blagy no hainy fa ny ana zavatra hafa mintsiny :-$
33. ari.malala
(
03/05/2005 11:17)
oun! in ndray ny zvt hain'i bebe yonika atao?! hay aza asaina miantso razana tsony aky dadabe fa zay matahotra ka! :-)
35. Veloo
(
03/05/2005 14:25)
ari.malala =)) =)) =)) ie wa retsy? angamba tokoa i dadabe efa te-andeha any sanatria...
Dadabe eo de manararotra ery ny miteny ratsy =)) =))
Dadabe eo de manararotra ery ny miteny ratsy =)) =))
