Ra.. tsimba

41. dadabe ( 03/05/2005 15:56)
:roll: :roll: :roll:
42. saotra ( 03/05/2005 19:25)
ary to mibalika be daholy ny masonareo e?
nde kou za mba anao :roll: :roll: :roll:
43. Veloo ( 03/05/2005 20:26)
saotra =)) =)) =))
44. mishou ( 03/05/2005 22:35)
fa za mahita fa teny ratsy no tsy atao eto fa ny manodidina azy mahazo kil 1 min mihitsy eto @ namana eto.
tssssss zaza saina daholo reto
:wink: :wink: :wink:
45. dadabe ( 04/05/2005 05:11)
eo de mba miseho ho hendry eo ntsss! satria ve hoe efa nahazo an'i mifenty ??? :-P
46. saotra ( 04/05/2005 05:56)
efa misy partinera ve de we olondehibe saina e?
47. mamzelkely ( 04/05/2005 06:40)
dadabe< inn mo ny problema ndry zareo fa na misy tsimba na tsy misy tsimba de faly fôna mifenty sa tsy izany ry mishou :wink:
48. lanto ( 04/05/2005 07:56)
Rehefa tsisy fotsimbary zany de mihinan-kena ve ?
49. sonwin ( 04/05/2005 08:32)
rehefa tsy eo tsimba dia mihinan-kena ka! mihinana izay lany mihitsy , azo atao akisesy koa ny fihinana azy raha ohatra ka..!
50. Mifenty ( 04/05/2005 09:48)


aza kitikitiana ny tokantranonay kely azafady ah.

Zay le mahavoa ah

miditra am tsy tokony idirana.

Marina mitsy io andramatoako io.

tsssssss
51. sasa ( 04/05/2005 11:36)
mifety marina ny anao tsy misy hidirany izany fa ny hivoahany no be da be e
sonwin; lanto =D =D =D
52. dadabe ( 04/05/2005 15:41)
zany ilay hoe miditra amin'ny kilaoty tery :{ :{
53. pissoa ( 04/05/2005 16:44)
hita mihitsy hoe zaza zatra milalao maloto :{ :{ :-D
54. saotra ( 04/05/2005 16:55)
ahona no ilalaovana ilay maloto ra kilaoty tery?
55. Veloo ( 04/05/2005 19:45)
:roll:
56. saotra ( 04/05/2005 21:32)
:roll: :?: :?:
57. Mifenty ( 05/05/2005 08:39)


fa atram zao anie tsy mbola nilaza ny valiny tena marina i nenibe eh.

Le eo ambony io dia proposition de réponse fotsiny.

Ra io no jerena de oe fotsimbary ny valiny sa inn?


Omeo ny valiny dia asio fanazavana ry nenibe ah.

58. dadabe ( 05/05/2005 09:13)
NENIBE?????????izy klou tsy bebe e,nefa mety ho bebe nenibe ve hhmmm ahoana ary zany leaza??
59. yonikafopl ( 05/05/2005 13:50)
dadabe :evil: :evil: :evil: :p
60. pissoa ( 05/05/2005 14:05)
traingo ndray bedada lety e! :-D :-D
fa naninn io ry yonikafopl?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091