Lacoste...
61. Veloo
(
03/05/2005 20:28)
soatra =)) =)) =)) za mbola tsy safotra ka =)) =)) =))
i dadaba malahelo razana knou =)) =))
i dadaba malahelo razana knou =)) =))
62. mishou
(
03/05/2005 22:40)
dadabe sy sonwin> omeo vola handoavako ekolazy any @ welie de hianatra be aho de adikako teny sinoa sy teny alemana ho anareo, frera ve rangahy de tsy maharaka nefa i papa mahay teny firy moa ilay maty iny :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
63. dadabe
(
04/05/2005 05:15)
saotra >ndray marina ty laingan'ity zaza ity,zah tsy niteny razana fa r....zako,de innona ary io ??
:{
:{
66. Mifenty
(
04/05/2005 09:41)
malatsaka kou le oe piblisitehy teny anosy le oe tandremo voay masiaka fa tsy azo anjonoana trondro na ilomanosana kle. hihi
67. sasa
(
04/05/2005 11:32)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) aleo kou za mba himé aloha fa mbola tsy matin'ny hé kou
69. pissoa
(
04/05/2005 16:54)
sasa, mbola tsy ampy ireo ...
dadabe, fa refa inn ndray no vaky vao himemeh? :?:
dadabe, fa refa inn ndray no vaky vao himemeh? :?:
72. iartistika
(
05/05/2005 18:22)
ahoana lty zany vaky bozy zany? vaky mitsivalana sa miorirana ,sa vaky mitsangana??
75. pissoa
(
05/05/2005 22:29)
re razako o! Aleoko iany mimemeh tany vaky raha izao no dinihana ... =)) =))
76. dadabe
(
06/05/2005 03:14)
pissoa>omeko bizouroka injy fa tena mahafinaritra (rey r....ko o) :D :D
77. sasa
(
06/05/2005 05:02)
i pissoa koa ve lasa fan an'i dadabe klé
iartistika vaky mitsongoloka andinon'elah
iartistika vaky mitsongoloka andinon'elah
