Lacoste...

41. sasa ( 02/05/2005 08:21)
dadabe sonwin iartistika d mbola tsy mazava ihany ve; lisany kosa efa tsy misy ezaka mintsy
42. mamzelkely ( 02/05/2005 08:27)
za mbô gaga :roll:
43. dadabe ( 02/05/2005 11:57)
ATAOVY TENY GASY MADIODIO AMIZAY ARY RAHA SAHY :roll:
44. sonwin ( 02/05/2005 12:32)
:roll: lacoste hoe?
45. mamzelkely ( 02/05/2005 12:42)
za tsy anazava tsony fa mananihany fotsiny kay reto!!!! :twisted:
46. sonwin ( 02/05/2005 15:21)
mamzelkely lacoste :wink:
47. iartistika ( 02/05/2005 15:32)
lakôsita :?: :?: :?:
48. pitchou ( 02/05/2005 19:42)
hihihi! mba mahita raharaha koa i lacoste izany!
tetsy anilan'ny farihin'anosy tetsy izany nisy panneau pub be izay lacoste! d ny dombo sahala aminay moa nahita le izy d tonga d nihevitra hoe "tandremo voay masiaka" no dikan'ilay panneau! efa nadalo teo fanintelony vao nahatsikaritra hoe kay lacoste
49. Veloo ( 02/05/2005 20:37)
=)) =)) =)) =)) matin'ny ny mime za ry reto a =)) =)) =))
50. saotra ( 02/05/2005 21:01)
:wink:
51. dadabe ( 03/05/2005 03:49)
rey razako oo,mbola mimemeh ihany izy marina ,tsy ho tapa-tsinay eo ve le :{ :{
52. sasa ( 03/05/2005 04:22)
pitchou =)) =)) =)) =)) =D =D
io dadabe io angamba nisy namosavy mintsy fa ny razana foana no antsoiny " raha razana tsy hitahy mifohaza hiady vomanga " fa efa reraka mintsy i dadabe anay miantso anareo
53. poutsy ( 03/05/2005 11:22)
dadabe: fa teo ve teny gasy malotoloto dia zao vao atao madiodio?

sasa: aokanjy dadabe an tsy antitra izy ary tsy dadabe raha tsy miantso razana . izy io koa mantsy efa te ho any ampasana ko raha ts zay ve hiantso razana foana
:roll: =D =D
54. sonwin ( 03/05/2005 11:33)
:lol:
55. Veloo ( 03/05/2005 14:27)
dadabe a tsy tapaka kosa ny tsinay ka elastika be io =)) =)) =))
sasa =)) =))
56. dadabe ( 03/05/2005 15:34)
hay ve e ataoko fa zavatra hafa no tapaka sy elastika :lol:
57. Veloo ( 03/05/2005 15:36)
=)) =)) =)) ty dadabe ty tsssssssss =)) =)) =))
58. iartistika ( 03/05/2005 15:46)
fimehezana re zao re olona oh!!
59. dadabe ( 03/05/2005 15:51)
rey r....zako oo :-P
60. saotra ( 03/05/2005 19:32)
o ry veloo ah oka zay marina, fa mampatatsa ka.
Ratsy anie zany torany hehi zany e.
Radadabe ato tsy mitsahatsa miantso razana mitsy tena otsany fambara tsy de tsara lotsa zany marina. Tanjemo ihany la.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088