Lacoste...
23. Mifenty
(
29/04/2005 16:27)
le oe lacoste anie lty ka zandrin-tshort no tonga ao an-tsaina volouany eh.
faly be lery fa nitsingevana tao amin'ilay piscine ny maîllot de bain'ilay patrô be.
sy ny kirarony sy ny ranomaniny sns ny lacoste retra eh.
24. mishou
(
29/04/2005 17:12)
hi hi hi hi hi
dadabe sy sonwin> ataovy resaka virtoaly de kaopy nareo e
efa hazavaina ve rangahy de mbola mi grevy ihany fa tsy hay intsony hoa atao inn ihany
Sa omena bonbon vao miezaka kely
hi hi hi hi hi =)) =)) =)) =))

26. dadabe
(
30/04/2005 05:17)
raha adika @teny anglisy io na teny gasy de mety ho azoko fa zah tsy mety kopy le :twisted:
31. dadabe
(
01/05/2005 08:52)
asa lesy :twisted:
pissoa>dray marina mihozongozona ny lohany ,tsy ho tapaka eo ve retsy io ny farany
pissoa>dray marina mihozongozona ny lohany ,tsy ho tapaka eo ve retsy io ny farany
32. Mifenty
(
01/05/2005 09:42)
lacoste dia avy amin'ny anarana frantsay hoe Coste (Melanie Coste)
actrice x i Melanie Coste dia izay no mahatonga ilay izy hoe misy slip lacoste, ranomanitra lacoste, sy ny sisa
zany hoe à la manière de Mélanie Coste
slip qui ressemble à celui de Melanie Coste no nanjary nantsoina hoe slip lacoste
33. sonwin
(
01/05/2005 12:35)
dia ahona? ka i Melanie anga tao anatin'ilay piscine ihany koa sa...? :roll:
35. dadabe
(
01/05/2005 16:26)
:?: :?: tsy hitako mihitsy izay hifandraisan'izany leaza :twisted: :evil:
37. pissoa
(
01/05/2005 23:58)
dadabe, ny lohako efa ela no tazana ... de zany no mahatonga azy irery ho hita eo!
38. sasa
(
02/05/2005 04:42)
oadray leaza an
Teo i Dadabe sy sonwin no tsy nahazo resaka; niampy an'iartistika ndray fa maninona nareo 3 ireto; sao dia mba nihinana zava-mahadomelina ary nareo 3 dia lasa tsy mahazo resaka: i mifety efa manao izay mety mintsy manazava
Poutsy elah ihany lesy no ampianariko sy homeko detail :*

39. mamzelkely
(
02/05/2005 07:08)
zao ary ee!! vendrana be le domestique vavao fa everiny ho marque lacoste le piscine!!!! mazava amzay???? :-w sa mbola mila fanazavana fanampiny ry dadabe sy sonwin atsoy ny telefona ....
am teny anglisy dray ho anao manokana ry dadabe: the new "solafa" thought that the brand of the swiming pool is "lacoste"!!! =)) =))
nefa tsy misy zany fa slip sy ranomanitra, polo... ihany no marque lacoste... :-D
zay faly amzay? :-D

40. Mifenty
(
02/05/2005 07:42)
bizoroka mamzelkely
lisany kosa de mba mody dombo kle.
Melanie Coste sy ny la coste v dia tsy misy ifandraisany am lisany e.