Lacoste...

1. mamzelkely ( 28/04/2005 14:01)
un homme tres riche engage un nouveau domestique. il fait visiter la maison:
la cuisine d'abord, le nouveau s'exclame:
- que c'est grand! que c'est beau!
le salon, le même replique:
-que c'est grand que c'est beau..
les chambre à coucher:
même replique: que c'est grand, que cest beau!
enfin la cour et la grande piscine:
- waooouu!!! quelle piscine!!! ca donne vraiment envie de nager!!!
alor le patron assez méchant lui dit:
- allez y
l'homme court se changer et entre temps le patron sort le crocodile et le met dans la piscine
l'homme revient et voit le crocodile
- waouuu!! dis donc un Lacoste... =)) =))
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:06
2. dadabe ( 28/04/2005 14:06)
zah tsy kopy teny frantsay nefa le zavavay lanaky ny hehy marina
3. mamzelkely ( 28/04/2005 14:08)
ka sty mety le blague ra tsy am teny frantsay fa miala tsiny !!! :oops: :-D :-D =)) =))
4. poutsy ( 28/04/2005 14:28)
mba anjamo adina @ fitenintsika zany refa tsy kopy izy fa vikia e!
5. sonwin ( 28/04/2005 14:48)
inona izany Lacoste? :/
6. sonwin ( 28/04/2005 14:49)
inona izany Lacoste? :/
7. mamzelkely ( 28/04/2005 14:56)
sonwin< aza masosotra eo re!!!! :? zany ko ve de tsy fantatrao???
8. dadabe ( 28/04/2005 15:03)
zah hoa tsy kopy :evil:
9. gasmlay ( 28/04/2005 16:29)
zà konkoa!
10. Veloo ( 28/04/2005 20:56)
dadabe, sonwin,gasmlay tsss nareo ko de oe tsy mikopy... =)) =)) omeko ohatra fotsiny nareo inn no "signe" na "marque" ny kirako "nike"?

Mamzelkely a tena mampime iny ka... fa ny ranomanitra ioo tena tsara an (l)
11. mishou ( 28/04/2005 21:03)
aza mananihany ry zareo fa zany koa ve de tsy hainareo an, aza mba manatsafa wa

mamzelkely> hi hi hi hi hi tena nanantena fiadanam-be ilay mpiasa vao nampidirina fa tsy hiasa o, assuré kosa ve ny fin du mois, za hiraharaha hoy izy

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. Veloo ( 28/04/2005 21:06)
mihsou oay kle njy mbola tsy matory :lol: :lol:
13. pissoa ( 28/04/2005 22:36)
ary i dadabe sy sonwin ve tena miha-shanana mihitsy e! Toa tsy dia nahazo tato hoe ato! Nefa ny olona jereo
=)) =)) =)) :oops:
14. sasa ( 29/04/2005 05:54)
pissoa i dadabe sy sonwin anie mitombo taona vao miha-shanana araky ny teninjy fa maninona marina aloha nareo 2 sao dia mba misy zavatra hafa azany =)) =)) =))
15. dadabe ( 29/04/2005 06:20)
dray re ray razako o,mbola lanaky ny hehy ireto izy nefa zah hoa tsy kopy :evil:
16. mamzelkely ( 29/04/2005 07:03)
dadabe,sonwin< azavaiko ary e!!! itanareo ny logo ny mark lacoste de crocodile.... donc =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D =)) =)) =))
17. pissoa ( 29/04/2005 07:11)
donc ... Essssieee =)) =))
18. sasa ( 29/04/2005 07:14)
dadabe sy sonwin tsy homeko tsiny raha tsy kopy mety le mark lacoste mintsy no tsy mbola hitanareo; ny logo ny mark lacoste dia crocodile; ze lacoste rehetra izany dia misy crocdile doly;
ex : ranomanitra lacoste misy sary crocodile; ny silipo lacoste misy sary crocodile; ny chemise lacoste misy sary crocodile; sns
il a raison " dis donc un lacoste" =)) =)) =))
19. poutsy ( 29/04/2005 10:13)
resaka lacoste avy de ampifamaly anareo rehetra eo!
ndraisy.......mandehana any @ sasa dia atorony anareo ny detailn'ny zany atao hoe lacoste zany ry reto a ,sady izy io manana traikefa takninona @ le ohatran'izay syzay e! :-@ ^:^
20. sonwin ( 29/04/2005 13:56)
sasa> stp detay ny lacoste?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2761