sarotra @ lehilahy ny miteny....

61. mamzelkely ( 17/05/2005 08:16)
za mitsy zany ny tena doma be niaraka taminy fa takizay za alo nitady anao ry sonwin!!!:-*:@
62. yonikafopl ( 17/05/2005 08:56)
mamzelkely hihihh efa lasalasa kou njy zany am le fanamainana kle:-P
63. mamzelkely ( 17/05/2005 09:50)
loza mihitsy!!!:@
64. sonwin ( 17/05/2005 14:25)
dray marina
65. poupounesana ( 18/05/2005 15:44)
=))=))
fa samy manana ny "je t'aime"-ny daolo ny olondrehetra han! ndray2 le izy tsara manindrona ny ati-fanahy fa ndray le izy toa hafa2 tsy hay zé andraisana azy kah!d @iny ndray aleo tsy misy
66. fijo ( 18/05/2005 23:45)
fa ahoana kosa ary
67. bibioul ( 16/06/2005 07:23)
mamzel a!>n kof ra mteny jtm zany angamb d indray mande isa-taona ihany satri manjar tsis importanc tson le iz ra isakny mikoz d jtm foanafoana sa ahoana ary eh!? n d kop az n kof oe mila profo n joba, zvtra hafa njay n atao profo fa n teny maharitra8O:?::!:
68. coolman ( 16/06/2005 07:56)
mamzelkely a!
Izao alou lelà e!fa raha ny ahy kosa lou de
(tiakoianao)no fiteniko rehefa mitory ...@olona iray aho e!satry mantsy masosotra be le oue jeux tème nefa 'lay olona gasy (m'sa depon @'ilay olona izany io e!)
69. coolman ( 16/06/2005 07:59)
mamzelkely a!
Izao alou lelà e!fa raha ny ahy kosa lou de
(tiakoianao)no fiteniko rehefa mitory ...@olona iray aho e!satry mantsy masosotra be le oue jeux tème nefa 'lay olona gasy (m'sa depon @'ilay olona izany io e!)
70. mamzelkely ( 17/06/2005 10:01)
bibioul< de mampalahelo zany ny sipanao satri enao in-1 isa-taona no mba miteny anzany tena azoko mitsy le sipanao satri tsy ampy "je t'aime"!!

tsy hitako zay valina am coolman fa isy importance amiko ny "je t'aime"!!
71. fijo ( 21/06/2005 21:28)
mamzel an fa maninona no hoe tsy maintsy jet'amour.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4554