sarotra @ lehilahy ny miteny....

41. sonwin ( 28/04/2005 12:56)
marina ve :roll:
42. sonwin ( 12/05/2005 15:00)
mitafa irery :P
43. dadabe ( 12/05/2005 16:32)
mitafa rery ahoana kle ? dory klou ny maina handinihina azy e,de pounk klely aza e :wink:
44. sonwin ( 12/05/2005 16:36)
ah frera :@ pounk kely ok..dia tohizako ny mitafa irery zany sa hiverina elah?
45. sonwin ( 12/05/2005 16:36)
ah frera :@ pounk kely ok..dia tohizako ny mitafa irery zany sa hiverina elah?
46. dadabe ( 12/05/2005 16:38)
mbola iveriona fa ahoana hoa ny fanaovana io maina io kle?
47. sonwin ( 12/05/2005 16:41)
klikeo ilay hoe sary fanampiny dia dory aza ny maina e, eo amin sisiny ambany ankavanana eo ny maina, dia mba miara-manamaina eto e :@
48. dadabe ( 12/05/2005 16:47)
:@ :@ :@ :@
49. poupounesana ( 12/05/2005 17:32)
shhhh! dadbe sy sonwin koa maditra mitsy tato ato han! :cry: :wink:
mamzelkely, ny hitako tena sarotra d ny miteny hoe jtm fotsiny fa refa miteny ry zareo d tsy maintsy asiana hoe jtm très fort! rha adika @teny gasy d hoe tsy tiako enoa fotsiny no tenendry zareo fatiako b enao! @zay angah tsy d wainina b ry zareo hoe tena tia sa ahoana ry zalah?
50. fijo ( 12/05/2005 20:36)
tsy maditra izany ireo poupou an.
mahay koa wa ity poupou ity an
51. mamzelkely ( 13/05/2005 05:54)
poupou
52. booboo ( 13/05/2005 06:16)
ka zareo aza mihaiky oe manamaina kouh ! zany mampaditra an-dreo hihihihihihihihihi.
53. poupounesana ( 13/05/2005 06:38)
ie zay mitsy zareo matsiaro wain raha vo fantatry ny oll hoe tena tia! zany v tsy adalàna ?
54. mamzelkely ( 13/05/2005 12:21)
zay le ambopo zay!!! :wink:
55. sonwin ( 13/05/2005 18:58)
ts azoko tsara zany kozy zany :@
56. mamzelkely ( 14/05/2005 07:14)
ajanony alo ny môly de azavaiko: nareo lelà miseo milay de menatra ra vô fantantry ny olona we tena tia vevavy!!! zay mazava am sonwin amzay le resaka an!!! 8) :@
57. nenyh ( 14/05/2005 12:08)
mamzelkely:

fa manonina kay no sarotra amnareo lelà ny miteny hoe: "je t'aime" tena io mitsy fa tsy hoe "tiko enao" an :-w :-w :-w
Samy manana ny sarotra @ akia an!Ny ahy aloha de miteny fona hoe je t'aime.Zà ndray aza no tsy maha-isa azy!Hiiiiiiiii


58. mamzelkely ( 14/05/2005 13:19)
sambatra zany njy ry nenyh!!! za refa miainga ihany ny haingam-panahiny vô mahazo nefa le haingam-panahy tô ts de matatike lôtra miakatra hihihi!!! :°)
59. dadabe ( 14/05/2005 17:18)
ka sarotra aminay lelah ani ny miteny hoe "tiako ianao e,de aleo asiana jus de risk (toaka) na somary :@ kely :wink:
60. sonwin ( 15/05/2005 11:24)
mamzelkely> sendra ny kofa kanosa angamba ndry zany. Ny anay indray refa tianay zany tonga dia je t'aime akitsirano totoafo tsy asiana safary lava :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4226