sarotra @ lehilahy ny miteny....

21. sonwin ( 22/04/2005 13:41)
mamzelkely> ekena (l) :-* :*
22. sonwin ( 22/04/2005 13:42)
mamzelkely> ekena (l) :-* :*
23. mamzelkely ( 22/04/2005 13:46)
ooo ayyy!! faly be sahady za zany iny ary n'eneo eee!! :-* :-* :-* :* :* :* :* (l)
24. iartistika ( 22/04/2005 16:22)
mba ataovy ary ambadika ary fa mbola tsy matory ny ankizy eh!! :-D :-D
25. stephane197 ( 22/04/2005 16:27)
tena mino v enao raha atao hoe zetem ? raha tsy miteny zany de zetem pas no dikany ? kinona no erahana aminy? jereo fotsiny ny zavatra ataony d itanao eny ihany na zetem na tszetem satri na maty ani ampasana aza izy tsiteny zany mihitsy rehefa tsyhiteny an'io!
26. maditra ( 22/04/2005 17:41)
mamzelkely> Ny ahy indray "zetemo"sy ny "alaovy io" no mba tena maivamaivana amin'ny vavako tenenina. Zah koa moa zatra mijery an'ireny film romantique vahiny ireny dia hitako fa mirima tsara izany ilay izy dia tiako ampiasaina. Tsy hoe vantara a, na manambany teny Gasy fa fahazarana fotsiny.
hihi!
27. mishou ( 22/04/2005 18:21)
sonwin> tena vitanao izany an, tsy maninona rangahy fa za koa efa lasan'olona ny foko an
=((
28. saotra ( 22/04/2005 18:29)
mishou >ntsssssssoooooooooooooo
29. isambilokely ( 23/04/2005 07:07)
Raha lehilahy mijoro sy milay be dia tsy mila miteny izany hoe je t'aime zany. Fa manantona ho azy ny vehivavy. Fa raha lehilahy fôpla no mila manenjika dia mandahatra je t'aime. Sa ahoana ry zalahy.

Ary raha vehivavy norme ihany kao dia tsy miandry hoe tratran'ny je t'aime vao miantoraka fa araka ny voalazan'io eo ambony io hoe hita amin'ny fihetsika zany rehetra izany.

Dia efa malama tokoa ilay je t'aime mantsy amin'izao.

Mbilo

take time to be friendly, it's the road to happiness
30. dadabe ( 23/04/2005 07:14)
sw> arabaina frera a
31. isambilokely ( 23/04/2005 07:21)
Tsy frera aho ry Dadabenoelisinoafôpla fa mompera midady masera. Aoka itsy ny vava fa sao dia hidiran'angano eo. Jereo eto ny siten'i fikambananay www.amontana.org fa misy mahasoa sy ny mahafinaritra.

Mbilo

take time to be friendly, it's the road to happiness
32. maditra ( 23/04/2005 07:29)
isambilokely:
Raha lehilahy mijoro sy milay be dia tsy mila miteny izany hoe je t'aime zany. Fa manantona ho azy ny vehivavy. Fa raha lehilahy fôpla no mila manenjika dia mandahatra je t'aime. Sa ahoana ry zalahy.

Sao dia mba mitifitra an'nakah aloha ela amin'izany? :lol: :lol:
Fa sady tsy marina amiko koa io, tsy a la mode intsony izany mifankatia tsy mifanao Je t'aime na tiako ianao izany. Mba ilaina anie lesy ny manome toky ny olona miaraka aminao fa tena tianao izy indraindray e! Tsy mety ho feno mihitsy ny tokiny raha tsy teneninao aminy fa tianao izy. Misy joba ary fatratra manontany hoe: Tena tianao ve zah? matetika be mihitsy isan'andro. Tsy midika izany fa tsy "norme" izy fa mba te ho sure fotsiny.
33. pissoa ( 23/04/2005 08:21)
marina mihitsy ny tenin'maditra. sady tenenina hoe je t'aime sy tikenao aza ny sipa toa tsy sarotra akory indraindray ny mamitaka azy ko! Maika fa hoe nanantona fotsiny ... tsy hoy indray ve ianareo lehilahy (ny lehilahy sasany mantsy e! :wink: ) hoe 'sipa tsy nisasarako inn'
34. majakely ( 24/04/2005 11:37)
Mamzellekely
35. dadabe ( 24/04/2005 15:48)
tsy azoko tsony le,efa hoe zetem de mbola hio ampiana hoe tiako enao fa raha tsy izany ve tsy feno???hhmmm samy manana ny fomba fijeriny ny fitiavana hoe isika :cry:
36. yonikafopl ( 24/04/2005 21:25)
zao no mety hatao e
fanontaniana/ valiny

est ce que tu m'aime?/ je t'aime

do you love me? / I love you

Tia ahy ve ianao? / Tiako ianao


fa ilaina kosa kalou le miteny we tiako ianao we. mba mahafaly ilay fokely tia io , na we jtm na kou I love U

37. sonwin ( 25/04/2005 08:35)
mbilo> tsy ela mihitsy no frera lazain'i dadabe..misy frera maro eto fa ela toa tsy ao anatiny fa kalama fotsiny.Dia izao, za indray aloha kofa kely tsy milay e, mipitrapitra kely izay, dia mila miteny hoe je t'aime vao tafa e...hafa ela!
mishou> ka njy koa aza efa mba manana de mba ohatr'izay tsika sy toi e :-* (mangala-pinana ihany)
mamzelkely> (l)
dadabe>misaotra leisy a (tam arahaba io) :lol:
38. mamzelkely ( 25/04/2005 13:14)
sonwin< (l) :evil:
le tena probleme tsy de tena
39. mamzelkely ( 25/04/2005 13:20)
diso bouton dray
averiko:
sonwin< (l)
le tena probleme tsy we teny vazà na teny gasy fa misy olona sarotra aminy ny miteny "je t'aime" de tsy azoko mitsy we maninona sa ve cas rare zany teniko zany satria somary betsaka ihany ny lelà fantatro manana io toetra io ka mba manotany tena fotsiny za :D
mishou
40. fijo ( 27/04/2005 21:49)
marina nen'i mihanta
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0236