sarotra @ lehilahy ny miteny....

1. mamzelkely ( 22/04/2005 06:43)
fa manonina kay no sarotra amnareo lelà ny miteny hoe: "je t'aime" tena io mitsy fa tsy hoe "tiko enao" an :-w :-w :-w
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:28
2. yonikafopl ( 22/04/2005 06:58)
mamzelkely tssssssss za njay nefa mahita fa tena ataon'ny lehilahy kilalao ilay miteny we tiako anao , je t'aime sy ny I love you, sns..., efa malama ao ambavan'ny lhl reo teny ireo ka ze hita rehetra atao zetem daholo
fa ny lhl hiteny we tiako ianao , le tena izy vitsy ihany ireo vokatry ny fo feno fitiavana, fa matetika ny fo feno faniriana no betsaka.
3. iartistika ( 22/04/2005 07:45)
mamzelkely> lehilahy gasy ve no anontanianao?? Satri tsy teny gasy ny hoe je t'aime,tsotra be kosa zany eh! mitovy ihany anie zany eh! Sa mbô te vozongo???
4. booboo ( 22/04/2005 07:47)
zà koa vô saika hanontany an'izany
5. majakely ( 22/04/2005 07:56)
zah koa aza mbô gaga ko! :lol:
6. mamzelkely ( 22/04/2005 07:58)
an an an tena lelà gasy mitsy misy mantsy lelà mahasahy mihitsy miteny we tiko enao sns fa refa angatahana we ataovy "je t'aime" de misalasala be izy de zay mitsy no tsy azoko we maninona mitsy io teny ray io no sarotra amnareo lelà ny miteny azy??? :-w
7. mamzelkely ( 22/04/2005 07:59)
majakely< inn le mahagaga anao kay?? :D
8. haingo23 ( 22/04/2005 08:06)
F'angaha tsy mitovy ny dikany ?
9. booboo ( 22/04/2005 08:07)
aôna kosa izy no forcer-na hiteny raha tsy ho vakatry ny fony ? rehefa "tiako ianao"no mahafehy ny fitiavany anao dia ataoko fa efa tena terriblement amoureux anao izy zay. Aleo izy haneho an-kalalahana ny fomba anehoany ny fitiavany anao. Mety tsy @ eritreretinao fa izay no maha izy azy.
10. mandrindra ( 22/04/2005 08:09)
tsy ny teny ihany no fanehoana ny fitiavana fa misy fomba maro samihafa
11. mihanta ( 22/04/2005 08:15)
na d tsy miteny hoe tiako ianao aza ange ilay lehilahy d hita am fihetsiny ihany izany.sady aleo raha hiteny izy d vokatry ny fony fa tsy terena manjary lasa fahazarana fotsiny.miombon kevitra am booboo sy mandrindra.
12. mamzelkely ( 22/04/2005 08:37)
tsy manery ange enao fa mba ndraindray enao mba te haheno sa ra diso za dia ahitsio ary eee!!
13. booboo ( 22/04/2005 08:47)
ka efa hainao hoe mahasadaikatra azy ny mamaly io demande-nao iraika io dia aodino any @ fombany hafa mampitsonika ny fonao ny sainao dia mionona (am-pifaliana fa tsy an'alahelo a)ho azy ny fo avy eo e !
14. Dezy ( 22/04/2005 08:52)
ny hitako klou de refa miresaka ny mpifan-katia de ny "tiako ianao "ihany no tena voateny ,fa refa ary @ lafiny hafa,de nany vhv aza lasa miteny frantsay de any vao mande ny zetemy(matory)
15. Mifenty ( 22/04/2005 08:54)


andramo ndray ara oe asaivo manompa anao izy fa tsy io je t'm je t'm io no asaina teneniny.



raha mahavita manompa anao izy de misy blem mitsy zany ao.

raha tsy mahavita izy de efa zay mitsy zany.
16. Mifenty ( 22/04/2005 08:55)


mbola ho loza aza refa mifamadika ny a sy i amin'io tiako enao io kou
17. mamzelkely ( 22/04/2005 10:10)
Mifenty:



mbola ho loza aza refa mifamadika ny a sy i amin'io tiako enao io kou

aiza kosa eee!!!!

:-$
18. sonwin ( 22/04/2005 11:20)
ka sarotra ny teny frantsay ry mamzelkely an..arakaraky ny fahazaran'ilay olona koa io..fa efa betsaka anga ny kofa nasainao niteny io no mahatonga anao hiteny avy hatrany hoe ny lehilahy gasy?mm be kofa an!
mbola tsy nifanena tamiko marina ianao :lol:fa raha tsy izany naheno foana
19. corrads2000 ( 22/04/2005 12:04)
ka ilay "je t' aime"anie tsy azo tenenina fotsiny aminizao satria tsy maintsy mila "visa" vao azo tenenina satria teny vahiny ary lafo be koa ny vidiny e
20. mamzelkely ( 22/04/2005 12:10)
corrads2000 =)) =)) tena lafo be aloha le izy sady mila mando assurance nga tsy loza!!!!
sonwin< manantena a zany fa refa hijery ambondrona tsika de hoteneninao matetika io teny io zany an :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2903