Maninona ny pape no lazaina fa hero?
61. mcnyh
(
05/04/2005 13:20)
Izaho aloha ry² reto tsy Mpivavaka Kristianina fa Mpino Bodha koa mahagaga ahy ihany ianreo Kristianina ireto toa samy manao ny azyho marina avokoa miseho sesilany ato aminareo ny doctrine samu hafa tahaka ny hoe sabata ? Kisoa ? sns... koa amiko dia mivavaka amin'ny andriamanin-diso i Papa raha manaiky fa miavaka amin'andriamanitra hivavahanay satria jehovah andriamanitra dia andriamanitra sarom-piaro koa inona no hikambanan'ny bahala sy andriamanitra na Jesosy sy Nabala ? nareo no mandinika
62. maditra
(
05/04/2005 15:20)
Tsy izay Atra rehetra lazain'olona fa nisy izay akory dia nolazain'ny Papa fa mitovy amin'Atra ivavahan'ny Katolika. Zah izao ohatra mbola tsy naheno ny Papa nilaza hoe mitovy ny Atra ivavahan'ny Boudhiste sy ny Katolika, ny Islamism no noresahiny, matoa izy nanavaka tsara ny Islamism dia misy antony izay. Tsy hoe rehefa nilaza Islamism ny Papa dia mihevitra koa ianao hoe kay ao anatiny koa izany ny Boudha, ny dadibe, ny tsy haiko tsy haiko, bahala! lol
Raiso tsara ny resaka fa aza ataotao fahatanitany ohatran'io!
Raiso tsara ny resaka fa aza ataotao fahatanitany ohatran'io!
64. pitchou
(
05/04/2005 18:11)
mifenty> :-D :-D :-D
ho an'ilay boudhiste > ny fazahoako azy dia tsy otran'ny hoe andriamnitra akory i boudha ivavahana io kou! fa olona nanao fampianarana sy manam-panahy antra ka narahin'ny olona sahala @ Jesoa ihany, saingy boudha no anarany ary boudhiste japoney no nilaza izany fa tsy izaho an! Fa rizareo koa mino ny fisian'i tsy haiko tsara le fiantsoany azy fa inoany ho namorona izao tontolo izao

65. dadabe
(
06/04/2005 03:33)
pitchou>mino ny "fisian'ny tsy haiko tsony "??????ahoana izany le?
mcnyh>ka ny A/tra ny bhodha ve tsy hafa mihitsy e??
mcnyh>ka ny A/tra ny bhodha ve tsy hafa mihitsy e??
66. judicael
(
06/04/2005 06:04)
salama daholo eee! raha ny hevitro indray aloha de izao eee!! marina tokoa ny voalazan\'ilay namana tery aloha hoe misy fialonana ny an\'i sasany , ny fahafantarako azy ireo indray de de ireo be felonana ireo ilay antsona hoe sekta de enao no dadiaviny hanaraka azy koa ; ka mbola ekeko ihany koa ny tenin\'nilay namana iray hoe tano mafy ny finoanao mba .....,koa jereo koa ireny ry Apokalipse niteniteny foana milaza fa hoe izy no mpaminany de ny katolika indray no hozongozonina fantany mantsy fa ny katolika de 2é puissance mondiale sady maroanisaa ka ho azony ho avily amin\'ny hevitra zay ijoroany angamba aza raha azony natao indray de nolazainy indray fa hoe hisy zavatra hahazo ny katolika indray eee!!!ho filohan\'ny firenena mikambana izaho amin\'ny 2002 eeee mba mahatsikaiky ihany ka ....
67. ravatorano
(
06/04/2005 07:01)
Mifenty >aza mivelona aminn ny honohono ry kama ah
Lotera>ianao nilaza fa tao amin ny katolika no niala ary mahay mandahatra ery saingy bola tena tsy votom pinoana tao ianao matoa tsy mbola takatrao tsara ny momba izany hoe infaillibilité papale izany.
Io efa nazavain i Hery io izy ary feno dia feno tokoa.
Izaho aza lasa teny hiteny we efa any ampinnhy apokalipsy ralotera izany angamba amin izao ah ? ?
Amiko hero ny papa Joana Paoly II satria nahavita bobaka b teo amin ny sahan ny fifandraisana amin ny maha olona , amin ny maha pitondra fiangonana azy.
Na ireo kominista aza dia nilaza fa anisan ny olona nanampy bdb tamin ny faharavan ny kominista izy na dia mbola misy ihany aza io firehana io hatramin izao.Ny fandalovany teto Madagasikara dia anisan ny tahiry tsara indrindra amin ny tantaram piainan dravato.
Izay mino fa hero izy dia zay zany izay tsy mino dia mitovy ihany eh izay zany koa. :wink:

68. naritsimba
(
06/04/2005 07:34)
rehefa mijery sy mandinika ny ady hevitrareo ny tenako dia izao no tsapako:
Lotera> mba fantatrao ve hoe inona no nahatonga ny Loterana satria ny PS nao dia Lotera? tokony ho fantatrao izany. Ary aza manaratsy ny finoan'ny hafa fa izay anananao finoana tsy mihozongozona atao.

69. judicael
(
06/04/2005 09:40)
de tena manaiky izany mihitsy za ry Naritsimba aleo ny anao no tanana mafy, fa tsy izay milaza fa hoe manana article sy hoe efa tao no niala de marina avokoa ko naninona no niala tao fa tsy nijanona tao ihany de avy eo ny hafa no adalaina
70. felampaiso
(
06/04/2005 10:27)
:-D :-D mitady ho elabe izany ady hevitra izany ko... ataovy fomba demokratika ry ireto â : izay manao hoe hero ny Pape dia atsangano ny tanana ho hitanay.... 8)
71. sonwin
(
06/04/2005 11:22)
Ka izy Hero foana ny hananga-tanana nareo na hananga-tongotra...mety hisy hananagam-pofona koa aza..un hero hero foana e
72. Mifenty
(
06/04/2005 13:18)
o lty ah, ianao iany no hero ozy mariah carey e.
>>>ravatorano
onoono iany no iangan'ny tena marina kou inn ary.
sady mba te hiala am le onoono aho no matonga ahy anontany oe marina v fa no euthanasié na ny papa.
mampalaelo tkou klou ny mieritreritra azy refa izy le miteny iny e
73. dadabe
(
06/04/2005 15:58)
zah tsy maharaka frera sonwin a aiza enao e? :wink:
fa zao klou e,zah tsy homba ny atsy na ny ary fa aoka isika handinika izay valiteny omentsika raha toa ka mitombona tsara ilay izy na tsia ,fda sao de lasa fitsikerana na fanaratsiana ny hafa fotsiny marina tokoa
zay fa :D de ampy e

75. dadabe
(
07/04/2005 14:46)
maditra>io indray toi tssss aza mampiexciter mou e :twisted: omeko ny aza manadino eo a :wink:
76. sonwin
(
07/04/2005 17:13)
mhh exité ahona ela klé. mahita io maditra be io ve? :-D izy maditra indray no mananatra :-D :-D
77. maditra
(
07/04/2005 17:50)
Manaraka izay zavatra nitenenin'i dadabe ihany anie zahay e! Fa raha te ho excite radadabe, tsy koi! Vao maika mahafaly an'i maditra mihitsy izany! Sa radadabe te hanao an'ilay mpanoro lalana vilam-bava? Tsy dia mahagaga moa fa efa antitra koh tsy hivilana ny bouche! :-D
sonlose> ary mbola hananatra hatrany raha mbola velona ny aina! lol
sonlose> ary mbola hananatra hatrany raha mbola velona ny aina! lol
78. sonwin
(
07/04/2005 17:56)
maditra> mba hendre amizay de henoin'ny olona teny e, lose an...jamé leisy e
80. annie
(
08/04/2005 15:39)
Sahoby! maninn kosa? adi-hevitra ny atsika no hatao,inn ny holana raha ny fahamarinana no hambara?
Mifenty! hihihihi enao an?
Mifenty! hihihihi enao an?