Maninona ny pape no lazaina fa hero?

21. welie ( 04/04/2005 10:02)
dadabe> hihihi non ka...tsy nareo no manao fampianaran-diso ka! Fa ianareo mitsam wa no mahay miady hevitra tsara momba io!
22. haingo23 ( 04/04/2005 10:36)
Angamba diso fipetraka ilay fanontaniana hoe maninona ny pape no lazaina fe hero. Raha ireny zava-misy ireny dia tsy azo lavina izany raha mbola olona mahita sy nijery TV sa mbola misy definition hero hafa ve ?
Rehefa malaza amiko sy mahavita zavatra dia azo lazaina hero (sans propre). Ry mahandry mpanao kidnapping nifampitady t@ polisy koa anie ka mba hero e! Ry bob sy Carter,... ry tantely t@ film satri a nalaza daholo ireny olona ireny.
Ny mpanao magie koa anie mba hero e! Ka io tsy idirana finoana na inona fa ny famaritana ny atao hoe hero fotsiny no atao tsara dia ampy izay. Misy hero @ zavatra tsara, misy @ ratsy. ary ny tsara @ sasany ratsy @ sasany. Iza ary no hero Ambondrona ve sa Bessa ??? @ tanora dia Ambondrona no hero fa @ zokinjokiny dia bessa no hero ka aza atao lavitra ny fisainana e!
23. 1kd100 ( 04/04/2005 10:49)
Aza adinoina fa mpitondra fanjakana ange ny Papa JP II ankoatry ny mahampitantana ny finoana katolika azy é ! Ary tsy fomba ny hiteny hoe mpihatsaravelatsihy ve sa tsia izy fa izao fotsiny: olombelona mba manana tetikady koa azy ary izay toerana andalovany dia tsy maintsy mikorontana kely aloha dia avy eo milamindamina eo , ohatra akaiky: nandalo teto mada ny papa JP II , dia jereo ny vokany t@ 1991, na tiana na tsy tiana dia misy influence avy amin'io koa ny 1996 niverenan'i deba sy ny 2002 naharesy azy ary niakaran-dRa8 (FFKM ).Mpitondra manampahefana iza moa no tena MARINA TSISY AZO KIANINA na dia ny fitondran'ny Papa aza.Ka héros sa méchant ? Arakarak'izay fomba fijery ihany io, mino ahy ianareo fa ato ho ato dia hisy zavatra holazain'ny gazety indray momba ny papa izay tsy azo nolazaina t@ fahavelony, Aoka hajaina ny maty sy ny fahatsiarovana azy....
24. dadabe ( 04/04/2005 10:54)
:roll: :roll: :roll: :roll:
welie>hay ve e
25. radriana ( 04/04/2005 11:14)
Diso kosa ianao miteny io fa tsy nisy zavabitan'i Pape teto antany, na koa nampikorontana ny vahoaka izy. Tsy izy anie no niteny t@ olona hoe ataovy hero aho e, tsy izy anie no nangataka ny olona hitia azy e, fa ny tsara vitany no nahasarika ny olona, adala sy ketrina daholo izany hoy ianao ny olona nankasitraka azy fa ianao irery no hendry hoy ianao ?
Raha tianao justifier-na ny finoanao dia teny tsotra no holazaiko anao, manaova ny tsara ary aza aratsiana ny hafa fa tsy ny fanaratsianao ny hafa akory no hampisondrotra anao fa ny vokatry ny ataonao.
Pour info, je ne suis pas catholique
26. welie ( 04/04/2005 11:21)
radriana> marina io!
27. dadabe ( 04/04/2005 11:24)
mahay mitory aby ny namana rehetra :wink:
28. sahoby ( 04/04/2005 11:46)
Hery a!, amnin'ny maha catholique ny tena ary ianao fantatro tsara fa teo anivon'ny fandraharanan'ny fiangonana catholique no niala, dia miangavy anao aho raha azo atao, lasa resa-be io sujet nahoana ny pape ... ka raha azo atao dia mba vonoy fa lasa manafintohina ny maro indrindra fa ireo olona maro be izay efa catholique hatrizay, maro be anie ireo pretra sy relijiozy mijery ity site ity isan'andro ka dia mba fiangaviana ny ahy. Dia misaotra anao be dia be.
Sahoby ilay zokin'i Holy Sylvie.
29. radriana ( 04/04/2005 11:49)
Mahafinaritra ahy aloha ianao ra dadabe a
30. welie ( 04/04/2005 12:01)
dadabe> manisy sira fona ny hay an!

hery> fa niala avy taiza elà zany?

sahoby> tsy hitako aloha hoe maninona ilay resaka fa ny mety angamba dia izay valiny tena tsy lasa no fafana fa tsy ny sujet iray manontolo kosa e!

Bon tsy aiko fa aleo i hery no hi décider ka!
31. dadabe ( 04/04/2005 12:02)
sahoby>ny resaka mbola mafana de ajanona ve?sady resaka aky no ampiadina fa tsy ny olona a,hihihih
hay ve indriko zoukin'i sylvie Holy e
ranriana>merci tsy misy madinika ve klou any e? :D de ampy hoy ra hery izay
32. welie ( 04/04/2005 12:04)
dadabe> Io indray le mitady madinika an! Tsy efa feno ve zay ny posinlà ao? hihihi....

Dia aleo marina ny resaka no ampiadina fa tsy ny olona...
33. haingo23 ( 04/04/2005 12:15)
Angamba tsy tsara raha hovonoina izany ny resaka e! hevitra tsy azo anie no mampihazohazo e! amiko aloha dia ny fo sy ny saina no amboarina. "Fantaro ny zavatra rehetra ary hazony mafy izay tsara". Anjaran'ny tsirairay ny mijery na tsia. Avelao ny resaka handeha foana. Tsy fantatrao anie izay soa azon'ny tsirairay @ izao discussion izao e! Teo ny tantara, ... Mety hisy olona hiova fo hivadika katolika na hivadika protestanta na hamorona hero vaovao ?
Koa raha izany ve ka tsy aleo foanana daholo ny resaka ato satria misy foana anie ny tsy mahatanty ny zavatra atao ato na @ fiarahamonina, na politika, na sexe, ...
Sady koa ho sarotra @ hery ny hahalala fa tantin'ny olona na tsia ny resaka miseho.

Tandremo sao tezitra an : " izay tsy mahatanty miala (tsy mijery)e!"
34. dadabe ( 04/04/2005 12:19)
welie>ka ilay izy centime fa tsy misy feno kle ,zah mitady deutch mark :wink: willst du mir geben? :wink: andao hiverina @size fa sao mivoka eo kle ?
35. welie ( 04/04/2005 12:50)
dadabe> hihihi....sao mivoana eo ny resaka e! hihi....
36. Lotera ( 04/04/2005 12:53)
hery> mba azavao azafady raha azonao atao ny dikan'ny hoe "infaillibilité du Pape" nambaranao.

haingo23> misaotra tamin'ny valiteninao momba ny famaritana ny hoe "hero". I Kristy ve izany arak'io tsy "hero" satria nihidy an-trano ireo nanara-dia azy na dia nahalala ny fitsanganany t@ maty aza sady efa nisehoany sy nomeny tso-drano? (herinandro taty aoriana)

sahoby> fa maninona kosa ary no esorina ilay adihevitra e! Dia mbola mahavariana mihitsy ilay fihetsika fanapenam-bava.



37. haingo23 ( 04/04/2005 13:12)
Lotera > Na dia t@ andron'ny Sampakazo (sampandrofia) dia efa "hero" izy, fa ireo jiosy tsy nanaiky azy.
Izaho izao dia afaka manao pub indray hoe "hero i Hery" namorona ity serasera ity.
38. Narilala ( 04/04/2005 13:19)
Lotera: ho anay Katolika rehefa mampianatra anay momba ny teny Finoana ny Papa dia azonay antoka tanteraka fa tsy ho diso mihitsy izy. Io no "Infaillibilité du Pape", sao heverinao ho zavatra hafa; ankoatra izay mety manana ny fahadisoany izy satria olombelona. Ho an'ny tsy katolika dia sarotra ho azy izany satria tsy iainany sady tsy ao anatin'ny finoany rahateo. Toa anao mitondra ny ps Lotera ohatra dia tsy ho resy lahatra @ izany ianao.
39. Narilala ( 04/04/2005 13:20)
Lotera: ho anay Katolika rehefa mampianatra anay momba ny teny Finoana ny Papa dia azonay antoka tanteraka fa tsy ho diso mihitsy izy. Io no "Infaillibilité du Pape", sao heverinao ho zavatra hafa; ankoatra izay mety manana ny fahadisoany izy satria olombelona. Ho an'ny tsy katolika dia sarotra ho azy izany satria tsy iainany sady tsy ao anatin'ny finoany rahateo. Toa anao mitondra ny ps Lotera ohatra dia tsy ho resy lahatra @ izany ianao.
40. Narilala ( 04/04/2005 13:21)
Lotera: ho anay Katolika rehefa mampianatra anay momba ny teny Finoana ny Papa dia azonay antoka tanteraka fa tsy ho diso mihitsy izy. Io no "Infaillibilité du Pape", sao heverinao ho zavatra hafa; ankoatra izay mety manana ny fahadisoany izy satria olombelona. Ho an'ny tsy katolika dia sarotra ho azy izany satria tsy iainany sady tsy ao anatin'ny finoany rahateo. Toa anao mitondra ny ps Lotera ohatra dia tsy ho resy lahatra @ izany ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458