"Ny MARINA sy ny FINOANA"
1. librepenseur
(
01/04/2005 13:08)
Hoy aho hoe: "Ny finoana tsy voatery ho marina, ny marina tsy voatery hinoana."
-> Ahoana ny hevitrao manoloana izany raha toa ka tsy nahita maso ny fiandohana ianao (genèse)?
-> Ahoana ny hevitrao manoloana izany raha toa ka tsy nahita maso ny fiandohana ianao (genèse)?
novalian'i mandrindra ny 29/04/2005 14:13
3. moi
(
01/04/2005 13:33)
- Fahatokiana ilay olona nitantara no mety mahatonga ahy mino.
- Na izaho mihitsy no mahatsapa zavatra, fa tsy noterena hino fotsiny fa nisy ny taloha.
Izany aza mety efa miala kely amin'ny famaritana ny hoe finoana, satria efa nahita "raha" vao mino. Satria ny finoana dia fahatokiana ny zavatra tsy hita.

4. mandrindra
(
01/04/2005 14:41)
"Ny finoana tsy voatery ho marina" : marina izany.
"Ny marina tsy voatery hinona" : fantaro ny zavatra rehetra ary hazony mafy izay tsara.
"Ny marina tsy voatery hinona" : fantaro ny zavatra rehetra ary hazony mafy izay tsara.
5. pitchou
(
01/04/2005 19:02)
d atao ahoana raha sendra finoana tsy izy le izy e! anjaranao izay mihevitra ny finoanao ho marina izany ny mandresy lahatra ilay diso lalana! :?
d na ny marina aza tsy hinoany d atao ahoana moa fa tonga @le fitenenana hoe afaka adidy t@ fatana fa nitaina kitay tsy nirehatra e!
d na ny marina aza tsy hinoany d atao ahoana moa fa tonga @le fitenenana hoe afaka adidy t@ fatana fa nitaina kitay tsy nirehatra e!
6. jhouhlambout
(
02/04/2005 08:42)
Ny finoana tsy obligatoire fa rehefa te hino dia mino rehefa tsy mino dia zay zany. Ny avantage ny mpino anefa(na marina na tsia ilay finoana) dia manana fanantenana foana n'inoninona manjo, fa rehefa tsy mino kosa dia zay zany
10. jentilisa
(
02/04/2005 15:48)
tsy tokony atongilana any amin'ny finoana fotsiny ny resaka raha tsy fantarina ny atao hoe marina ange!
11. pitchou
(
02/04/2005 16:18)
jentilisa> sambatra izay tsy nahita (sy nahafantatra mialoha) nefa mino! zahao ao am-ponao ilay finoana
17. mandrindra
(
04/04/2005 09:58)
jentilisa, ny marina dia izay mifanohitra amin'ny diso sy ny lainga.
dadabe, ny fo tsy manana maso noho izany tsy mahita ilay finoana izay tsy hita maso
dadabe, ny fo tsy manana maso noho izany tsy mahita ilay finoana izay tsy hita maso
18. haingo23
(
04/04/2005 10:43)
Filozofia lalina izany! mba hahamora ny adihevitra aloha dia tsara faritana mazava ny sehatra ilalaovana (fivavahana sa politika sa fiarahamonina sa inona ???) Miankina @ izany no tokony hisian'ny adihevitra. Raha tsy izany dia mifandany rora eto fotsiny ary samy "marina" daholo izay voalaza.
19. dadabe
(
04/04/2005 11:00)
mandrindra>tsy zah ane no nilaza izany e,fa pitchou :( :( :( :cry: :cry: :cry: