"Ny MARINA sy ny FINOANA"
42. haingo23
(
08/04/2005 10:31)
Ny marina dia samy manana ny azy. Ny marina @ hafa tsy marina @ sasany na dia fisehoan-javatra iray izao aza. Ohatra izao tontolo izao mbola tsy misy sahy milaza fa manana fanafodin'ny sida nefa i Zaranaina dia manizingizina fa mahasitrana izany. Marina ve izany sa tsia ???
43. dadabe
(
08/04/2005 11:49)
raha toa ka efa nisy olona nositraniny ka nijoro vavolombelona dia marina sinon :cry:
44. annie
(
08/04/2005 14:32)
Ho any rehetra!
Ny MARINA de tsy misy hafa tsy ny Baiboly koa lozan'izay tsy mino ny Baiboly!
Ny FINOANA de RAY ZANAKA FANAHY MASINA
NY RAY de Jehovah Aa ary ny ZANAKA de Jesosy Kristy
Ny FANAHY MASINA de ny anjely izay hirahan'Aa hanaanteraka ny tiany hatao ka raha ireo rehetra ireo no lavinao de miheritrereta ihany.
namana

46. pitchou
(
08/04/2005 18:54)
mandrindra> tssss! aza mody fanina fa ny fonao v afaka hionona @ ze zavatra teren'ny sainao hataony nefa tsy tiany ? andramo fotsiny wa d ho hitanao!
47. jeff
(
09/04/2005 10:41)
Salama daholo, somary nalahelo kely aho ary tena kivy
raha nanao ity site ity.
http://perso.wanadoo.fr/bible.homme
satria nisy mopéra nanontaniako momban'ny andron'i NOe ary izy dia mopera nanao théologie lalina be ka ,
nambarany tamiko fa ny andron'i Noe dia légende ary nisontina lesson t@ izay ny olona dia ni-inspirer n'ny Esprit dia nanao conclusion hoe ohatr'izao izany ny fisehon'ny tantara.
Torak'izany koa ireo fanatitra isankarazany hoy izy izay tsy chiffre exacte fa pour vous dire fotsiny hoe
betsaka ilay izy.
Fa tsy norarahiako izany fa ny hataoko ihany no ataoko ary nohezzahiko nazavaina araky ny souffle ny
Esprit ilay baiboly.

48. sonwin
(
09/04/2005 10:59)
he he genesisy...legende nge ny dikan'izany e..marina io voalazan'io pretra io fa izao anefa, sarotra ho an'ny olona tsy ao anatin'ny tontolon'ny fanahy ny mahatakata ny zavatra ambony dia raisina amin'izay an'i be sy ny maro aloha e. Aza kivy ry namana fa dia ataovy ihany aloha izay atao e. mbola resaka ts takatry ny sarababem-bahoaka ny noresahin'ilay mopera.
49. dadabe
(
10/04/2005 10:55)
jeff>tsy azoko le tian'ise hambara :( :( ary tsy mazava amiko mba hazavao tsra hoe
sonwin>legende ahoana indray zany frera a?d tsy marina izany ny tantaran'i adama sy eva,Abrahama (nefa izy rain'i mpino),tantaran'i Ismael,Jakoba ,Esao ,Isaaka ,tsy misy marina doly ve zany ireny fa de legende????????? :?: :?: hhmmm mba azavao fa tsy azoko le

50. sonwin
(
10/04/2005 13:47)
Tsy afaka ny hanazava betsaka za frera fa manjary mihozongozona ny finoan'ireo olona kristianina tsotra mandray ny tenin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fandehanana any ampiangonana.
Fa izao, misy ny atao hoe coran ihany koa any amin'ny musulman ary voasoratra ao ihany koa ny mikasika ireo anaran'olona nosoratan'ise ireo...dia ..oh! aoka ihany fa ts loha-hevitra eto kay :lol:
Fa izao, misy ny atao hoe coran ihany koa any amin'ny musulman ary voasoratra ao ihany koa ny mikasika ireo anaran'olona nosoratan'ise ireo...dia ..oh! aoka ihany fa ts loha-hevitra eto kay :lol:
52. mandrindra
(
11/04/2005 09:51)
pitchou, tsy mody fanina izany aho fa raisiko anie ny ohatra hafa, mba hevero hoe ny fo no mibaio tanteraka ny fiainan'ny olona iray, aiza re no hiafarana e?
Ny fo dia maneho fanirina fa ny siana no misafidy.
Ny fo dia maneho fanirina fa ny siana no misafidy.
53. pitchou
(
11/04/2005 19:23)
ka ny fo sy ny saina no miady hevitra eo, fa raha midrikina ny fo tsy afaka ho aiza ny saina! hoy ilay rangah mpitsabo malaza izay hoe raha marary ny olona iray na misy mahazo azy d tsy ho sitrana raha tsy ny fo aloha no d'accord voalohany! fa raha ny fo no dinganina @zavatra atao d tsy hisy ho vanona, indrindra raha mikomy izy! korontaniny ao daholo! raha vady novadiana noho ny calcul nataon'ny saina d efa tsy ho tokatrano vanona izany satria tsisy fitiavana (satria tsy hanaiky hanome fitiavana eo fotsiny le fo ka!), satria tsy hisy fandeferana, izay baikon'ny fo koa fa tsy ny saina!
54. pitchou
(
11/04/2005 19:29)
d ohatra hoe enao zany rehefa hanambady ohatra d calcul ataon'ny sainao ny ho vadianao! tsy raharahanao zay hevitry ny fonao! fa minoa enao fa raha eo anoloan'ny tiany le fonao d avelany eo ny calcul intéressé-nao fa lasa izy mibolila mankany!
55. mandrindra
(
12/04/2005 10:12)
Ny saina tsy resaka calcul sy intérêt fotsiny no hainy. Ary ny fanambadiana tsy resaka vola sy fitiavana fotsiny. Ohatra izao raha resaka toetra dia ny saina no afaka mandiahady hoe mifanaraka ve ny toetra fa tsy ny fo. Ohatara hafa iray iainana andavanandro, misy ireo olona izay mamono vady, dia satria ny fo no mibaiko dia miaritra eo fotsiny .Fa raha ny saina no mamakafaka dia efa nahita vahaolana. Rehefa ny fo no mibaiko dia hoe satria tiako izy dia ekeko izay ataony dia izaho potika ny ho aviko.
56. haingo23
(
12/04/2005 10:13)
Io ary fa ho avy ilay resaka. Lasa angano sy dogm indray ny baiboly nefa io no marina satria tenin'Atra.
Tandremo an!!!! sao hosahirana
Tandremo an!!!! sao hosahirana
57. pitchou
(
12/04/2005 18:37)
saingy le tian'ny fo fôna no mahzo rariny!!!! satria ilay vady namono izany tsy ny fony no nibaiko azy fa ny sainy, ary tsy olonatian'ny fony io fa novadiany noho ny antony nalahatry ny sainy! satria ny olona tian'ny fo tsy foy ampijaliana izany fa enao no marariny aloha vao mahita azy misento! Ny olona tian'ny fo dia andrandraina foana, fa ny olona safidian'ny saina no ahavitana zavatra mampijaly otran'izany rehefa misy zavatra tsy mifanaraka @ sitrapon'ny tena!
58. mandrindra
(
21/04/2005 15:59)
Ny aminao angamba ny fo no mandika ny lalana hizorana. Mba mijanona iray segondra dia mieritrereta ianao ary mametraha fanontanina hoe inona no tian'ny foko maintso sa manga dia omeo ny valiny dia asa aloha ny anao raha ny fo no miteny fa ny ahy dia ny saina ihany no manapaka farany rehefa avy maneho faniriana ny fo. Tsy misy fo mandray fanaphankevitra farany izany, ny fo tsy mibaiko ny vavano hiteny, mandefa safidy any amin'ny saina izy dia ny saina no manapaka ary mibaiko ny ambon'ny vatana amin'izay lalana tokony arahana. Handramo anie hoe ny fonao no mibaiko hoe tianao ny mihazakazaka dia ny fo no asaivo mampihetsika ny tongotra e !!!!
59. fijo
(
21/04/2005 22:44)
mandrindra ekeko tanteraka fa ny saina no mibaiko ary tompon'ny safidy farany amin'ny tiana atao.
raha ny filazana hoe ranamana aza ve efa mahasosotra ny namana ato,za milaza an'io ranamana io
hoe "ralavavolo "izany tsy efa voahozona?
aza dia gadrampinoan toa io re nareo fa mora ampiakarina e
raha ny filazana hoe ranamana aza ve efa mahasosotra ny namana ato,za milaza an'io ranamana io
hoe "ralavavolo "izany tsy efa voahozona?
aza dia gadrampinoan toa io re nareo fa mora ampiakarina e
60. mandrindra
(
29/04/2005 14:13)
fa angaha ranamana ela nihetezana no lasa nahazo io anarana io? :D