zavanisy farany.

81. tranokely ( 26/05/2005 14:17)
tsy aleo ve eto Mada ihany ry reto a!ny ahy aloha mamiko ny taniko na dia sombain\'ny mpitondra azy aza e
82. pitchou ( 26/05/2005 18:25)
tranokely>:D maninona indray aza raha mba mifidy filoha vazaha ho an'i mada e! ze gasy rehetra teo tsy mahafaly daholo sady manimba firenena fotsiny! vazaha mety mba ... otran'izay e!
83. fijo ( 26/05/2005 23:22)
izay marina koa ngambany ko
84. tranokely ( 30/05/2005 09:06)
filoha vazaha ahoana ary? sa nareo te hiverina @ colonialisme? de misy ilay tenin-drazantsika hoe:\"ny alika no miverina @ naloany\" ka ataoko angamba tsy alika isika fa olona ka alao ao an-tsaina izany ry pitchou sy fijo a!
85. pitchou ( 30/05/2005 11:18)
ka enao ange tsy misy gasy tianao mihitsy izay eo ka inona ary e! mitsikera foana no ataonao satria gasy no eo, ary anefa ianao tsy mety mirotsaka
86. fijo ( 30/05/2005 22:20)
gasy vazaha letsy fidiana an
87. pitchou ( 31/05/2005 08:53)
tssss! aiza no ahafantarana hoe gasy vazaha iny?
88. fijo ( 31/05/2005 22:50)
andramana aloha ko
89. pitchou ( 01/06/2005 07:02)
hay moa!!!! d iza no hanandrana azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5566