Ilay lambam-paty tao Turin
61. hery
(
30/03/2005 11:20)
Tsy mbola henoko mihitsy aloha izany resaka Lambam-paty tao Manjakaray izany. Raha ohatra ka misy izany dia inoako fa tsy hampaninona ny manam-pahaizana ny hanao carbone 14... asa mety ho hita hoe Malagasy tia tanindrazana maty nofantsihana t@ 47 no tompony :-)
Rehefa misy resaka finoana ranofotsiny eto dia maika ery ianareo hampiditra ny siansa... (tsy marina izany eee, sns.) fa izao indray rehefa kenda ny siansa dia ampidirina ny finoanoam-poana :-)

63. Veloo
(
30/03/2005 17:08)
hoy i jentilisa hoe:
Fa ilay hoe ny tany vao 6000 taona koa aloha diso e! Ny tantaran'olombelona voasoratra no mety hahatratra izany (saingy tsy mahatratra ô!) fa ny tany kosa efa aman-tapitrisany taona e! Mba siantifika ihany indraindray! De ho an'izay mahalala: tokony ho tamin'ny taona firy tany moa no naharipaka ny dinaozaoro hilazana ny fahadisoana hoe 6000 taona ny tany?
andraso fa mbola hiverina amin'io aho... mbola mila manao recherche kely...
Hoy i cutie hoe:
Veloo, amiko tsy misy tokony hampiova ny finoana ny fahitana na tsia an'le lamba
place touristique kou anie le turin e , le hijery an'le lamba ny mahasintona an'le olona ho any
ary dadabe namaly oe:
cutie>kanefa siora aho fa hiafara any ihany io ,any @resaka finona.
cutie marina ny lazain'i dadabe an tandremo tsara i Satana tsy kely lalana an :wink:

64. Mifenty
(
30/03/2005 19:38)
fa maninn no ataonao "s" ngeza le satana le.
>>Hery fa tena nisy io resaka lambam-paty ao Manjakaray io an.
Ao am le fiangonana be lakolosy io le izy raha tsy diso aho eh

67. cutie
(
01/04/2005 13:22)
veloo , dadabe
in ny idiran'ny satana @ le lamba-paty??
Tsy azoko we in no tokony hampiova finoana @ zany .

69. fijo
(
04/04/2005 21:40)
hita fa nianatra daholo nareo ary tsara izany.
saingy io lamba io izao dia efa tsy azo hanaovana fanadihadiana intsony.efa voalazako ery ambony ny antony.

72. dadabe
(
08/04/2005 10:31)
fijo>non fa izany lamba ao manjakaray izany ???tena tsy azoko sa zah mihitsy tsy maharaka e,fa angha tsy ilay lambapaty tao turin akory le size e?de nefa misy an'izany lambapaty tao manjakaray izany ?ary ataoko fa sangy anie le izy e :roll: :roll: :roll: tsy ao mihitsy aho le
73. Mifenty
(
08/04/2005 12:35)
>>o radada a, d odianareo fanina ndray ve ireny antsoantso angazety nataon'ny fiangonana ireny hoe lamba-patin'i Jesoa sy ny sisa ary exposéna tao Manjakaray sns eh.
Aza odiana fanina ranga ah. Ary tsy sangy mitsy koa izany fa tena izy e.
74. dadabe
(
08/04/2005 13:00)
mifenty >tena marina anie lety zany e,zah tsy de nivaky loha lotra t@izany ,fa eto @serasera aho zao vao maheno an'izany serieux anie izany e.de ao manjakaray tokoa ve no misy an'izany lety ?