Ilay lambam-paty tao Turin

41. cutie ( 26/03/2005 05:05)
ahoan ny mampa sur anao ry dadabe??
Ny singaniko kely @ le forum de lasa nahitana karazana ps tsy fahita mihitsy ato . hihihi
ohatra ry isotope sy ry explorer. :wink:
42. isotope ( 26/03/2005 05:25)
sonwin> nataoko teo io kisarisary io hanazavana tamin'i jentilisa fa arakaraka ny maha-antitra ilay zavatra no mampisy "erreur". Izany hoe, tsy mety amin'ny zavatra antitra be (mihoatran'ny 70 000 taona araka ny tenin'ilay namantsika tapatsinay io) ny carbone 14.
Saingy toa miziriziry amin'ilay "fahaizana kely" indraindrainy i jentilisa ka mba anontanio aloha izy sao nahita invention vaovao.

dadabe> elementaire be lesy izany a! fa rehefa tsy nianarana dia aleo mipetraka fa anaovan'ny olona blagues fotsiny eo sady mahamenatra.

cutie> misy desintegration dia manjavona :-D
43. Mifenty ( 26/03/2005 08:50)
nenà ndray lesy ngamba de aleoko mande mamadika de amarinina oe mahomby v ny carbone 14 io kle.

Io no toa lasa ady hevitra be.

1- fantatro oe oviana i bebenay no maty
2- vérifier na am carbone 14
3- refa misy exposition reny de mba entiko le izy aveo.

Tsotra.
44. jentilisa ( 26/03/2005 10:03)
Sao dia ampianarina amamaky teny indray ary ianareo?
Efa niaiky ny fahadisoako aho! Ary nolazaiko fa ny documentaire nojereko no vorika. Ny dikan'izany dia mora mandray zavatra aho raha vao ampitaina amiko izany na marina iny na diso. Averiko indray hoe ny documentaire vorika no namitaka ahy. Sa aiza ho aiza ilay midrikina lazainareo?

Fa ilay hoe ny tany vao 6000 taona koa aloha diso e! Ny tantaran'olombelona voasoratra no mety hahatratra izany (saingy tsy mahatratra ô!) fa ny tany kosa efa aman-tapitrisany taona e! Mba siantifika ihany indraindray! De ho an'izay mahalala: tokony ho tamin'ny taona firy tany moa no naharipaka ny dinaozaoro hilazana ny fahadisoana hoe 6000 taona ny tany?
45. yonikafopl ( 26/03/2005 14:14)
hihihihihihi
za mamaky ze voalaza fa tena 00 am le resakareo kle
46. dadabe ( 26/03/2005 14:45)
yonika>mitovy tsika mitsam :wink: :wink: (l) + (l) = :-*
cekilem njay zany kou
isotope>na dia misy marina kosa aza ny an'ise de aza de mifanebaka be lotra e,sao de ataon'ny olona hoe tsy ampahafirin'izay mahay hihi :D de ampy a
47. yonikafopl ( 27/03/2005 20:44)
dadabe hihih tsy mitovy tsika kouuuuuuuuuuuu ise manoratra lavalava ihany fa ny ana fohy zara fa misy(le soratako io)
48. dadabe ( 28/03/2005 16:31)
yonika>hhmmm :wink: njy a
49. cutie ( 28/03/2005 18:26)
yonika dadabe , mideux njay a :-D
50. dadabe ( 29/03/2005 13:35)
cutie> :wink:
51. Mifenty ( 29/03/2005 16:43)
ary mba nanaona le lamban'alitara tao roma e?
52. hery ( 29/03/2005 16:47)
:-) ze misy an'izay olona iray izay dia mivoaka ny vala foana

mifenty> sao dia hanokafana sujet vaovao izany?
53. Mifenty ( 29/03/2005 16:56)
ndraso ndray ary eh


De ahoana indray ary le oe lamba-paty ao Manjakaray iny eh.

raha samy misy le izy de tsotra ndray ny valiny amiko.

indroa nofonosina ve izany i Jesoa sa hoe nisy nanao copie coller le lamba??? Tsy mivoaka io a.
54. hery ( 29/03/2005 17:10)
mifenty> tsy azoko

Nisy niteny ve hoe "Tena" lambam-paty nifonosan'i Jesoa ny any Manjakaray? :-) isika eto aza mbola tsy niteny hoe "Tena" lamba-paty nifonosany ny ao Turin...
55. Mifenty ( 29/03/2005 20:45)
>>Hery

tsy nisy niteny teto fa otrany oe tonga de azo an-tsaina oe izay le resaka kou.

Faharoa, de andao apetraka hoe hypothèse iany ny an'ireo niteny hoe "nifonosan'i Jesoa" ilay tao Manjakaray kou.

Averiko fa izaho hoà tsy mahalala an.
Manontanintany foana hono no andeha ho atao toa izay ....... kou
56. yonikafopl ( 29/03/2005 22:05)
fa inn doly zany lambam-paty rehetra zany e!!, manjakaray eee, roma eeee
za tena 00 am le resaka
hery iza zany oll mivoaka ny vala zany?? enga anie ka tsy za :oops:
57. dadabe ( 30/03/2005 08:22)
asa !sao de zah???????? (l) :-D le resaka klou resaka lambapaty e,isika mbola velona,izao indray misy manjakaray,de misy roma tena miha maizina hatrany kle ,yonika :roll:
58. Mifenty ( 30/03/2005 08:30)
tsy hay tsony le izy kle.
59. dadabe ( 30/03/2005 08:47)
asa !sao de zah???????? (l) :-D le resaka klou resaka lambapaty e,isika mbola velona,izao indray misy manjakaray,de misy roma tena miha maizina hatrany kle ,yonika :roll:
60. Mifenty ( 30/03/2005 09:03)
tsy hay tsony le tantara lesy fa de samy miteny zay fantany ah.


de aveo ndray oe le lambampaty tany sina hihih.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1385