hialana amin'ny olana vary

41. fijo ( 09/03/2005 23:08)
"pot"kay aoka moa marina e
42. iartistika ( 10/03/2005 17:07)
pot fang...ve asiana persila!tonga dé avo be ny persila,maroroka.. :-D
43. pitchou ( 10/03/2005 18:41)
he! tavim-bonikazo zany!
44. fijo ( 10/03/2005 21:41)
hay taviny.
45. pitchou ( 12/03/2005 17:04)
tttssssss! fijo wa mba hendry!
46. fijo ( 16/03/2005 22:40)
naheno le teny fototra aho ko.
47. pitchou ( 17/03/2005 19:42)
d lazao ko fa misy nofony (tany) ireny e!
48. iartistika ( 17/03/2005 19:46)
tavy mandry ve hambolena ,
49. pitchou ( 17/03/2005 20:46)
za mbô gaga! nefa moa ireny misy manondraka fôna ko! sady be azôty ny rano hanondrahana an'ireny!
50. fijo ( 17/03/2005 23:18)
sao mba mety kosa e
51. pitchou ( 18/03/2005 12:28)
tsy mba hihinana salady any aminareo mihitsy aho marina! iza no mahita ze zezika sy rano fanondrahana ampiasainareo!
52. iartistika ( 23/03/2005 18:39)
=)) =)) =))
53. pitchou ( 23/03/2005 18:59)
iartistika ve mahasahy?
54. fijo ( 23/03/2005 22:03)
inona ze olana rano any e,salady hanina
55. pitchou ( 24/03/2005 18:40)
an an an ko! tsy azo antoka!
56. fijo ( 24/03/2005 23:20)
rehefa noana ngah mijery izany e
57. pitchou ( 25/03/2005 18:34)
aleo miharitra noana toy izay hivadi-tsaina @zany ko
58. fijo ( 29/03/2005 22:04)
tssss tsy mbola noana izany ko
59. iartistika ( 30/03/2005 16:35)
hoatran'ny mihinana anan-drano any tananarive! eny anjavohangy sy ny manodidina :-D
60. pitchou ( 30/03/2005 17:56)
iartistika> kay! zà tsy mihinana anandrano zany mihitsy eto tana! fady!
fijo> aleoko miaina @ rezerva raha tsy misy afatsy izay no ataonareo ao ! marina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092