hialana amin'ny olana vary

21. intelligenzia ( 18/02/2005 23:59)
:-D :-D :-D
za ve? efa nahavita misimisy iany:

- nanenji-body tany bulgarie t@ avion am-panjakana
- namadibadika ny lelako im-pito talohan'ny nitenenako
- nanao am-pihimamba ny fananam-bahoaka
- efa nahavita fampanantenana kapoty koa aho

tsy efa mety mba ho lany premier tour de vita ve za ry pitchou? :wink:
22. pitchou ( 21/02/2005 20:16)
:-D :-D :-D asa lahy! tsy dia haiko loatra alou ny critères e! tsy voatelina akory le lela fa mbola mahay mampiesona tsara? mahay didy jadona ve alou sa vao misy mibetroka d misitrika? mahay manao ramatahora? mahita tsara na dia tsy mahita intsony aza? manana sampy azo ianteherana? ...
toa otran'ny misy an'ireo koa manko raha tadidinao!
dia tairo @zay aza fa aza miahotra intsony e! rehefa tsy lany 1er tour v tsy ho hita eo ihany! ny avenue iry efa vita malalaka tsara!
23. ikaretsaka ( 21/02/2005 22:07)
de aza adino ny mipasoka volo fa hahazoana vato kao ny salama hogo an! :wink:
24. intelligenzia ( 21/02/2005 22:21)
:-D :-D :-D
- ny didy jadona efa eo am-panaovana azy aho izao fa ity tanako havanana no tsy sahiko
- efa mba mianatra mandingana lehibe koa saingy tafintohina foana
- ny sampy aloha top secret fa sao resin'ikelimalaza. fantatrareo foana rehefa tereko hivavaka ny mpiasa isak'alakamisy hariva e

ikaretsaka> tsy selinina rery ve no voafitaka amin'io volo pasohana io lesy a?

:-D :-D :-D
25. pitchou ( 22/02/2005 19:38)
tapaho re le tanana havanana!
tsy voatery hivavaka alakamisy hariva nge enao e! sady manelingelina olona @ asa izany! @ alina atao d asio muezzin mafy tsara hahare daholo ny iray vohitra!
d aza adino le fomba fitana le hazo kely iry an! mizara alou mijery bika eo ambody fitaratra e! mijaridina tsara! d le sigara be koa!
26. kally ( 22/02/2005 20:35)
Izaho kosa aloha tsy mankasitraka ary tsy ekeko intsony koa ny fitondrana amin'izao,n'inon'inona hadalàn'ny mpitondra tsy azo leferina ny vahoaka matin'ny hanoanana.
27. fijo ( 22/02/2005 22:23)
sarotra ny mitsara zy ka.za dia aleoko mangina satria aty lavitra aty.
28. intelligenzia ( 22/02/2005 22:38)
Sarotra ahoana rangahy ity ah? Dia avela hihinan'ny rononony sy yaourtany daholo zany ny vahoaka?

Mba miantsoa telephone ny fianakaviana ianareo dia resaho politika raha sahy izy! Tsy ho sahy izy, na tsy manompa olona aza, satria sur l'ecoute ny communications telephoniques.

Ramatahora izany no atao fiainana dia izany no tsy maha-sahy an'i fijo hoe "sarotra ny mitsara azy"? Izay vao azoko fa misaotra.
29. Ramaso ( 23/02/2005 04:47)
mambole vary hoa
30. intelligenzia ( 23/02/2005 07:06)
za leti mamboly vary fa ny olona ampijaliany no jereko ah. za nge tsy ratsy saina ohatr'azy fa mba ontsa ihany ny foko e.
31. fijo ( 23/02/2005 22:07)
ny tsy itiavako mitsara dia satria za tsy any ka tsy mahita izay tena misy any.amiko ny olona hafaka mitsara dia izay mahita sy miaina le zavatra
32. intelligenzia ( 23/02/2005 22:11)
dia aza miaro aza raha izay
33. fijo ( 23/02/2005 22:13)
za anie tsy miaro mihintsy e.tsy mitsara fotsiny aho
34. intelligenzia ( 23/02/2005 22:26)
ny teny hoe "avelao" atsy ambadika atsy amiko dia mifono fiarovana :)
35. fijo ( 24/02/2005 21:58)
an an amin'ny demokrasia dia avela aloha izay eo hiasa dia tsaraina avy eo
36. pitchou ( 25/02/2005 18:49)
ehe! rehefa manana vary betsaka zaraina @ vahoaka aho d hirotsaka ho fidina fa miomana dieny zao daholo aza! fa tsy mbola ampy zaraina zao le vary namboleko natao haingon-jaridaina ka tsy mbola mizesta aho! aleo sitrany ny vahoaka hihinana ny rononony sy ny yaourt-ny toy izay tsy misy!
raha efa ampy moa ny vary vokarin'i intellizenss eo d mba andefaso aty ary e! d alefaso ny propagandy dieny izao! d tandremo sao mampijaly koa!
37. fijo ( 28/02/2005 22:39)
ka lery toa tsy mamboly akory ko,raha mpamboly ve ho lany andro hy wawawa eto
38. pitchou ( 07/03/2005 18:13)
mitovy amitsika tsy mamboly nefa mikaly v? hihihi
39. fijo ( 08/03/2005 22:19)
ie ka aty ve moa hamboly inona eto e.
40. pitchou ( 09/03/2005 18:04)
mamboly persil atao @ pot ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5107