Sanatria

21. dadabe ( 17/02/2005 09:31)
ramaso >aza ampirimina zany lesy fa aleo lena any zay lena a!,ary rehefa lena de fafana,satria ny lena de tsy lena raha tsy misy ny mpandena ny lena ka ny mpandena ny lena no tena lena de avy eo .........=))
22. hery ( 17/02/2005 09:42)
oully:

Sanatria hoy aho raha adino izy ity Jereo eto
Tsy aleo ve masahana?

Toerana:
Lyon
na
Normandie (amoron-dranomasina).

Daty:
01 - 03 Jolay 2005
na
05 - 07 Aogositra 2005.

Sa ahoana hoy ianareo?


dadabe:

ramaso >aza ampirimina zany lesy fa aleo lena any zay lena a!,ary rehefa lena de fafana,satria ny lena de tsy lena raha tsy misy ny mpandena ny lena ka ny mpandena ny lena no tena lena de avy eo .........


hmmm mifandray ve izany sujet izany? :-) Angamba zah no tsy mahazo resaka :-o

Nahitsin'i hery
novalian'i hery ny 17/02/2005 09:43
23. bichette ( 17/02/2005 10:31)
asivo koa ny volana jolay ry reto dia ny ahy any amin'ny nord anefa no tiako sa tena tsy mety amindry ry booboo ?
24. booboo ( 17/02/2005 10:49)
hihihi tsy maninn fa atsy akaiky kely atsy tsinn ny autoroute dé zay no nitenenako oe ny anà Lyon :°)
25. booboo ( 17/02/2005 10:52)
oully> =)) =)) =))
26. Oully ( 17/02/2005 14:12)
Hifanarantsika tsara any Vichy izay ho atao eh!

hery> efa nahazatra teto ny mivoana!
27. dadabe ( 18/02/2005 08:38)
hery>:D dia ampy e
28. dadabe ( 18/02/2005 08:42)
hery>fanina indray zoukibe le :lol: :-D :-* (l)
29. Fanja1 ( 18/02/2005 09:17)
za wa mois de juillet ihany no afaka! zay toerana aleha mety amiko daholo! fa za tsy mahandro zany an! za mba mpihinana fotsiny @ io ! hahhahah
30. booboo ( 18/02/2005 13:33)
:-D :-D
31. bichette ( 18/02/2005 15:50)
za koa mois de juillet miaraka amin'i fanja1
dadabe > shuuuuuuuuttt ! lol
32. Ramaso ( 18/02/2005 18:12)
fanja> fa ahoana le.. de ahoana reny resety bedebe reny??
33. Oully ( 18/02/2005 20:45)
Ahoana raha asaina mitongilana kokoa amin'ny volana jolay zany ny mpanapan-kevitra any Vichy. Ny toerana ve tsy aleo ilay amoron-dranomasina? Sa efa misy leo ranomasina, na misy tsy mahay milomano, na misy matahotra tsunami? 8-)
34. hery ( 18/02/2005 20:51)
dadabe:

fanina indray


Fanina amin'ilay sinema ve? ... tena fanina be mihitsy.

Oully> hevitra mety le any amin'ny RNS no manamboatra programa. Tsy haiko na mba ho afaka indray amin'ity taona ity...
35. Oully ( 18/02/2005 20:54)
hery> io no tanjon'i dadabe!
36. ikaretsaka ( 19/02/2005 14:59)
any Lyon moa misy ranomasina?
sa ary @ le normandie?
jerena ihany sao mba entin'ny tompo mankany zahay ko!
tsy hay tsy hay
37. Oully ( 19/02/2005 18:13)
ny Tompo rehefa mitondra dia any amin'ny fiainana mandrakizay ika an! fa ny antsika eto dia ilay Lyon tsy misy ranomasina, tahaka an'ilay hanano vôkansy any Moramanga sy Antsirabe nefa tsy misy ranomasina! :wink:
38. ikaretsaka ( 19/02/2005 18:17)
milay ny manao vakansa any antsirabe ka oadraaay oully marina!
39. Oully ( 19/02/2005 20:12)
haiko ilay mampilay azy ho an'i ika! azafady aza fa milay eh! mety ho milay koa zany lé any Lyon ;-)
40. ikaretsaka ( 20/02/2005 04:09)
oadray.. ny any bira ange ry oully milay hoa indrindra rehefa miakatra izay ny paiso sy ny paoma .. daaaah likaryyyyyy
sady tsary voatery hoa any an-dranomasina ihany ange no milomano fa ny ao aza rano mafana naturel .. dia misy rano masina (masira) ko ao :wink:

fa tsary haiko iznay lion znay raha misy an'izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4435