Sanatria

41. Fanja1 ( 20/02/2005 09:10)
bichette ok!
ramaso efa nomeko reny ny recette de mba nareo mahandro e! pour une fois :lol:
oully ilay amorodranomasina tena tsara ka, zay tsy mahay milomano mandena tongatra fotsiny e!hihihi
42. dadabe ( 20/02/2005 10:13)
fanja1> :D :D dia aleo izany izahay mandena tongotsa vakivaky fotsiny kle :-D :-D :-D
43. Oully ( 20/02/2005 11:25)
mahafinaritra nareo reto kah! :-*
44. Fanja1 ( 20/02/2005 16:13)
dadabe, de manala ilay vakivaki @ fasika zany e :lol:
Oully tsika rehetra no mahafinaritra ka :-*
45. Ramaso ( 20/02/2005 18:47)
izay nge wa e
46. bichette ( 21/02/2005 15:53)
mahafinaritra jiaby na ny tanora na ny antitra, na ny mahia na ny matavy sa ahoana ?
fanja1 > atao masaka ny amin'ny juillé
oully > ho any vichy ve aloha injy io e !
47. Oully ( 21/02/2005 17:13)
bichette> ahoana indray ity fanotaniana efa mahalala ny valiny ity??? :-*
48. Fanja1 ( 21/02/2005 18:03)
bichette ok je compte sur toi! :-*
49. Oully ( 22/02/2005 15:19)
Resaka matotra tokoa ity:
Asa na efa nisy fotoana nifanaovana any amin'ny lohahevitra hafa any fa te hanotany aho hoe ahoana ny fomba hifankahitàna rehefa any? Nifanjevo be ihany mantsy izahay tamin'ny heritaona ka nifampiantsoana an'i Rabe sy Ravao mihitsy ...
Ka soso-kevitra ny ahy raha mety aminareo:
Alohan'ny soirée asabotsy hariva, mihaona ao amin'ny Mc Do, ohatra hoe amin'ny 6ora hariva! dia manokana labatra misy soratra hoe "serasera" izay tonga mialoha. Asa koa na misy antso an-tariby azo hifandraisan'ny tsirairay? ny an'i sipagasy ohatra, na tsy haiko....
Sa ahoana hoy nareo?
50. bichette ( 22/02/2005 16:41)
fanja1, ok amin'ny jolay

oully > hum !!!!!!!! zay mangina volamena hoy ny fitenenana :-D :-D :-D :-D :-D :-D
51. booboo ( 22/02/2005 17:30)
oully>hevitra mety zay.

Hihihi ho an'zé tsy manana finday ( ôtra anà ) dé lé pancarte kely serasera no repère-nay zany
52. Oully ( 22/02/2005 19:23)
bichette> volamena mampiavaka amin'ny menamena,
booboo> raikitra eh!
53. ikaretsaka ( 22/02/2005 19:37)
Oully:

:
Alohan'ny soirée asabotsy hariva, mihaona ao amin'ny Mc Do, ohatra hoe amin'ny 6ora hariva! dia manokana labatra misy soratra hoe "serasera" izay tonga mialoha. Asa koa na misy antso an-tariby azo hifandraisan'ny tsirairay? ny an'i sipagasy ohatra, na tsy haiko....
Sa ahoana hoy nareo?


1 ihany nga ny mac do any?


fa tsara aloha le pancarte e sa?

za tena tsy afaka njay na saika handeha aza fa tena mikandra le
54. Oully ( 22/02/2005 21:01)
Iray ihany ny Mc Do ao raha tsy diso aho kah! sady mora hita, any daholo no mifampitaona rehefa harivariva iny, ka izay tonga aloha tokony hamaritra toerana malalaka. Miankina @ izay ho avy koa, fa raha tahaka an'i Ika daholo alou tena :cry:
55. fijo ( 22/02/2005 22:42)
izay fa any izany mihaona e.de za hanao fanamby.za mahalany big mac 4 raha misy sahy mividy.hi hi hi
56. xxx ( 23/02/2005 07:21)
fijo > vita angaha ny rezim
i oully zany no mipèl ho an'ny rehetra e :^)

Bichette
57. Fanja1 ( 23/02/2005 07:50)
fijo :lol: :lol: :lol:
58. booboo ( 23/02/2005 10:15)
:-D :-D
59. fijo ( 23/02/2005 22:15)
bibi za tsy manao regime ka.aleoko mikotrana fa raha za sy i kaly tsy hisaraka mihintsy.
ka misy sahy ve io e.sa ampitomboiko 5?
60. Fanja1 ( 24/02/2005 08:14)
fijo sao de ho faty ny tendany eo e! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5269