Sanatria
61. bichette
(
24/02/2005 08:53)
fijo > payer-na amin'ny ticket resto izany fa raha tsy izany tsy maharaka ny fananana
raikitra izany fa dia raiketo tsara fotsiny
raikitra izany fa dia raiketo tsara fotsiny
62. Oully
(
24/02/2005 20:32)
tssss.... manjary lasan'i fijo indray ilay ticket resto efa nomanina ho anay sy bichette(bibi mou izy teo?) kah :cry:
ahenao ny isam-bilianareo ra-fijo an
ahenao ny isam-bilianareo ra-fijo an
63. sipagasy
(
24/02/2005 20:52)
miarahaba indray,
hevitra mety ilay SABOTSY HARIVA @ 18h AO MC DO ny N° tel ko ho an'izay manana dia tsy mbola niova aloha fa dia omanina ihany izany ny "pancarte" SERASERA.ORG, dia mba sokasokafy aza ny maso é! hihihih sao dia hifampitady any indray!!! hihih

65. bichette
(
25/02/2005 08:08)
oully > 8O :roll: , zay mangina volamena
rehefa avy mikaly dia miaraka mi crossy zah sy fijo manintsana
rehefa avy mikaly dia miaraka mi crossy zah sy fijo manintsana
66. Fanja1
(
25/02/2005 16:11)
fijo de be kibo no hiafarana!
bichette hihihihi mzaoto nareo zany an! za mpitazana
bichette hihihihi mzaoto nareo zany an! za mpitazana
68. Oully
(
26/02/2005 11:10)
dé samy mpitazana daholo zany sika kou! fa zà maka an'i bibi satria efa mikotrana fôna isan'andro mantsy izy io! i fijo indray vao maika manampy isam-bilia kou
fa iza avy alou no ho avy fa sao manokana labatra efatra sy dimy nefa telo fotsiny ohatra no tonga??? :wink:
fa iza avy alou no ho avy fa sao manokana labatra efatra sy dimy nefa telo fotsiny ohatra no tonga??? :wink:
74. fijo
(
02/03/2005 23:25)
ka aleo nareo ampihomanana ko sao tonga aho ka tsy omby ahy ny seza tokana
79. hery
(
05/03/2005 10:37)
aty beijing hoe e :-)
Ahoana ny momba ny trano aloha fa toa efa reservés daholo ny hotely?
sipagasy> ilay conditions iny ihany no mety hahaafaka na tsia
Ahoana ny momba ny trano aloha fa toa efa reservés daholo ny hotely?
sipagasy> ilay conditions iny ihany no mety hahaafaka na tsia
80. methode
(
06/03/2005 14:30)
Ataovy mazava tsara izy io fa mety mahita methode tampoka ahatongavana any za e!! Aiza marina ny toerana de inona daholo ny conditons?