cadeau st valentin

81. fijo ( 17/02/2005 22:52)
hi hi hi asio hafatra indray ary e.
82. pitchou ( 18/02/2005 18:52)
an an an! tokony enao mihitsy no hiandry eo d kendainao ze mbola mitady hanimba ny zaridainako kou! hihihihi sady raha vao mahita anao rizareo mety tsy hahasahy hiditra intsony!
83. fijo ( 21/02/2005 22:27)
ka mangatsiaka de za mila rano mafana.dia raha misotro aho anefa hatory ,izay le olana.
84. pitchou ( 22/02/2005 19:48)
d asianao soratra hoe: tandremo fa mody matory ny aty an! hihihi
85. fijo ( 22/02/2005 22:26)
de mody tonga sy mody maka koa ry zalahy ko
86. pitchou ( 25/02/2005 18:52)
fa rehefa mody tsy kasihany kalou ny voninkazoko d efa fivoarana izay ka
87. fijo ( 28/02/2005 22:41)
kay de mody mivoatra koa izany?
88. Nananie ( 25/03/2005 10:04)
:-D
89. fijo ( 29/03/2005 22:05)
iza io mivanitika io
90. yonikafopl ( 29/03/2005 22:41)
mody mivanitika io fijo a!!
91. fijo ( 30/03/2005 21:52)
fa manaiky ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1381