cadeau st valentin

41. nikopol ( 08/02/2005 11:12)
sechat mba omeo sakamalao sy ronakou any wa
42. sechat ( 08/02/2005 11:18)
enjaso eo père noël =)) =)) =))
43. Nananie ( 08/02/2005 11:20)
Amizay tonga de zouuuuuuuu ve :-D

Fa le mangata-bady @ St Val ve tsy classique be? ôtran'ny bof bof 'zany ny fahitako an'izany alou kou.
44. sechat ( 08/02/2005 11:22)
Nananie> za koa. tsy misy originalité mitsy. :-*
45. Nananie ( 08/02/2005 11:24)
F'ita kou! ôtran'le any @ restau ihany io. Bof koi!!!
46. booboo ( 08/02/2005 12:17)
bah mba efa misy an'izay ara aloha tsy fataony isan'andro mbô ataony kouh !
47. nikopol ( 08/02/2005 12:20)
Eny wa ry booboo, fa nga mila originalité ny fitiavana e ?
48. Nananie ( 08/02/2005 12:32)
tsy ny fitiavana io ry Niko a! Ny demande en mariage anakiray ihany. Amiko 'zany zava-dehibe ra mila tokony original. Io koa anie mety we tao anaty train, na asensera, na tany @ parking ... Tsy mila mitady lavitra fotsiny.
49. nikopol ( 08/02/2005 12:42)
nananie , inn tsara ny azo atao anaty train, asensensera, parking sy ny sisa fa tsy azoko tsara =))
50. sechat ( 08/02/2005 12:48)
o ry nikopol a, efa nihinana fanafody ve enao io? adino ndray zay! de avy eo mirediredy ety mason'olona ety. tena tssss =)) =)) =)) =))

51. booboo ( 08/02/2005 12:58)
=)) =))
52. nikopol ( 08/02/2005 13:02)
sechat aza manalabaraka eo fa za zao efa sitrana :-D
53. chipie1 ( 08/02/2005 13:19)
arabaina zany fa sitsana soamatsara :-P :-D
54. chipie1 ( 08/02/2005 13:33)
nihinana parasetamôly de sitsana ? :lol:
55. sechat ( 08/02/2005 13:34)
namen'i zanpoly parasetamoly i nikopoly =)) =)) =))
56. ikaretsaka ( 08/02/2005 13:54)
de sitrana lery de gaga daoly
57. nikopol ( 08/02/2005 13:59)
arahaba ry maria
58. chipie1 ( 08/02/2005 14:05)
toa tsy mbola sitrana tampoka :-@
59. mumu ( 08/02/2005 14:55)
fijo de lasa tsy virja tsony enao avy eo ka!
60. fijo ( 08/02/2005 23:38)
dadabe ,de bdaba ary milevombelona raha izany ko.
mumu hay,mba homeo raozy ary aho e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3599