cadeau st valentin
66. poupounesana
(
12/02/2005 12:09)
raozy be tsilo v no homen'i mumu azy sa zara fa isy tsilo? :wink:
67. ikaretsaka
(
12/02/2005 14:10)
tandremo sao songosongo iznay .. renykoa manko misy vonikazo menamena dia misy tsilo
70. pitchou
(
13/02/2005 07:10)
mumu> mora malazo nge ny raozy rehefa afaka nu tsiko e! sao d tsy afapo akory d efa fin!
72. pitchou
(
14/02/2005 17:35)
fa tiako loatra r'Ikoto ny ahy le voninavoko! ao irony lisy madio sy mirenty blablabla
73. ikaretsaka
(
14/02/2005 22:29)
hahaha sady misy mangalatra ny mpivarotra raozy rehefa san valantan an
74. fijo
(
14/02/2005 23:14)
mumu misaotra manala tsilo e.poupou anie ny hamparary olona ihany no tiany e.io ngamba mpanaikitra
75. pitchou
(
15/02/2005 08:20)
tssss! nenay v rangah nangalin-drizalahy mbamin'ny fotony ny voninkazo mba efa mamelana! tsssss! asakasak'izay mandray voninkazo @zao alou fa d mety le nagalarina teny aminay zay e! :snif:
77. ikaretsaka
(
16/02/2005 00:54)
io koa de tsy azoko mihitsy any dago..
boninkazo maniry ao antokotanin'olona de angalarina
boninkazo maniry ao antokotanin'olona de angalarina
78. pitchou
(
16/02/2005 17:57)
fijo> zà tsy hilaza! :-D :-D :-D
karetsaka> zà d matetika victime! tsy zà irery fa ny eny @ quartier misy anay rehetra! angadiany tsotra izao hatrany @ fotony wa! nen'i mamany koa aza moa tany ambanivohitra lavitra angamba nitondran-drizalahy camion mihitsy fa collection iray manontolo no lasa!
d misy ihany anefa ny mpividy, satria d amidin-drizalahy @ vidiny ambany dia ambany! nefa raha mahafantatra voninkazo enao d fantatrao ny tokony ho vidiny isaky ny karazany

79. fijo
(
16/02/2005 22:43)
ka izao atao pitchou an.asio vola eo dia iny no alainy amin'ny manaraka fa tsy hikasika ny voninkazo intsony izy
80. pitchou
(
17/02/2005 18:03)
fijo marina! vao maika mitombo hoy izy ny resety kou! na saika tsy hangady aza izy satriny fôna hiverina