cadeau st valentin

21. booboo ( 07/02/2005 15:45)
:-D
22. nikopol ( 07/02/2005 15:51)
:p

io mbola tsisy mpampiasa firy

mumu za io mieritreritra ny angatabady fa ny blema tsy mitovy fiaviana amiko le oul?
=))
23. sechat ( 07/02/2005 15:53)
fa avy aiza izy ry nikopol? :roll: avy any sa nde ho any? ary enao? :-D :-D
24. chipie1 ( 07/02/2005 15:56)
avy any de makany makany ngamba ô? :roll:
25. nikopol ( 07/02/2005 15:59)
miaraka mankany angamba no tsara :lol:
26. sechat ( 07/02/2005 16:04)
miara-mirona ry kala alika ve hihihihihi =)) =)) =)) ty nikopol ty tena efa tssss =)) =)) =))
27. mumu ( 07/02/2005 16:08)
nikpol elà sy ny honesty :-@
fa raha ampiresaka sipa de ^:^
28. booboo ( 07/02/2005 16:10)
=)) =))
29. nikopol ( 07/02/2005 16:28)
mumu tsss
refa mijazz a wa
de lazaina fa we dimbà ...


Resaka cadeau kosa ny eto e? :lol:
30. kinaoly ( 07/02/2005 17:38)
honesty is such a lonely world, everyone is so untrue :snif:
31. yonikafopl ( 07/02/2005 18:27)
le honesty ngamba omena azy ry niko a!! :roll: :-w
32. Ramaso ( 07/02/2005 18:47)
za true ka :-*
33. kinaoly ( 07/02/2005 18:49)
ramaso> ountss vrè ve zany ? :-@
34. razamble ( 07/02/2005 21:33)
Mankarary kibo izany ry zandry. Aza tratrany :
mivalan-drano "sa valan-ta(i)"
35. fijo ( 07/02/2005 22:27)
mumu hay tsimaintsy miafara amin'izay.hummm dia ahoana izany izahay virja ireto le.
36. fi ( 08/02/2005 09:36)
=D>
37. Iriniaina ( 08/02/2005 10:35)
tsy voatery iafara amina crac crac boum boum kosa e! :lol:
38. dadabe ( 08/02/2005 10:50)
tena aleoko milevom-belona raha ialahy less ry fijo no virj kle kozz e (l) :?: :?: mba i ramaso ahay angamba no mety ho virj kle :wink:
39. nikopol ( 08/02/2005 11:01)
Iriniaina , zay kosa alou e : tsy voatery hiafara aminy crac crac boum boum ny fitiavana fa afaka eo amile crac voalohany fotsiny dia mijanona
40. sechat ( 08/02/2005 11:06)
nikopol> fa ngah enao impuissant no tsy mahavita hatr@ farany? =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3465