St Valentin.

101. poupounesana ( 19/02/2005 10:39)
misy ady tady hipoka ato znay han! faites l'amour pas la guerre reto ah!
102. ikaretsaka ( 19/02/2005 18:36)
zay le sipa e..
ny bandy mba manome conseil hoe mifanohan-tsy ho lavo de hoe!
103. dadabe ( 20/02/2005 09:05)
poupou>milay e :D dia ampy
104. pitchou ( 21/02/2005 19:10)
karetsaka> mba tsipy morsa ho an'ny bandy hafa koa ange iny e! zay nge wa le efa nolazaiko anao fôna we enao ihany no tsy mahatanty rehefa averina any aminao tampoka (mafy kokoa, j'admets :lol: ) le bôl e! :-*
105. fijo ( 21/02/2005 22:40)
poupou an "faites"inona hoe???ndao ary
106. ikaretsaka ( 21/02/2005 22:49)
za mahatanty ka.. za tsy miady @ dadabe na be vava kanjo nony voa mafimafy de mitaraina any @ admin de mahatnga ny bandy kely sasany ho voafafa sy halaza ratsy mihitsy !
107. poupounesana ( 22/02/2005 09:14)
ountsoh! misy torapo b mitsy ato zany han!
fijo ah, zà no nanome baiko d tsy tokony zà no hanatanteraka fa nareo zay nitady hiady :lol:
108. pitchou ( 22/02/2005 20:07)
kou inn no hanaovanao tssss ery ambony ery? ny nataonao ihany no averiko taminao ko
109. fijo ( 28/02/2005 22:49)
poupou nga nisy nitady hiady????
110. poupounesana ( 05/03/2005 05:40)
d lazao fa tsy saika hiady ary enao teo?
111. dadabe ( 05/03/2005 09:21)
aza miady fa mifanaraha,fa zah hoaaaaa vonona ny hanome tsodrano,
sady aokan'ilaisany i poupou anay aa poupou (l) :-*
112. poupounesana ( 05/03/2005 16:26)
sotsa dadabe ah! (l)
113. fijo ( 08/03/2005 23:38)
nareo indray no voatso drivotra le
114. poupounesana ( 13/03/2005 15:17)
aiza zé tsodrivotra eo?
115. dadabe ( 13/03/2005 16:04)
zalou aky izy poupou a,fa tsy misy rivotsa zany eo (l) (l) (l) (l) (l) (l) :-*
116. sonwin ( 13/03/2005 16:08)
feno an Dadabe ny tanana an :-*
117. dadabe ( 13/03/2005 16:10)
tokony hitsaty mivanttana isika lahy kle
118. sonwin ( 13/03/2005 16:12)
marina mihitsy zany klé saingy efa hiala za io e, amin manaraka fa andeha hiresaka amin any ambony aloha :-*
119. dadabe ( 13/03/2005 16:14)
siora ary e ,de mazotoa e (l)
120. fijo ( 16/03/2005 22:59)
hummm dada be an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536