St Valentin.

121. poupounesana ( 20/03/2005 06:26)
inn zany ataonareo ato zany eh :-D :-D
122. sonwin ( 20/03/2005 14:34)
niandry anao hivantika mihitsy izahay ka
123. dadabe ( 20/03/2005 15:26)
sonwin>mahazo mivanitika kou toi fa tsy kouaaa ka,
poupou> :wink:
124. sonwin ( 20/03/2005 17:04)
dadabe> misy fihetsika hafahafa tsikaroko an, dia mody hoe mahazo mivanitika kou za :lol:
125. dadabe ( 21/03/2005 14:15)
sonwin>kalm hoa toi fa aferanay zany :wink:
torahako :D toi de+ (l) de + :-* de mandehana amizay midodo hahahaha
126. sonwin ( 21/03/2005 18:05)
:lol:
127. fijo ( 24/03/2005 05:55)
mihetseha dadabe an.
128. dadabe ( 24/03/2005 14:17)
fijo>aza miteny mafy hoa sao de henony eo :wink:
aiza frera a? :wink: kalm fotsiny a
aiza i poupou zay oo
129. fijo ( 24/03/2005 23:37)
aleo aho mody tsy ahita ary e
130. dadabe ( 25/03/2005 07:37)
de mazotoa matory ,de mazotoa mihinana kaly e
poupou aiza oo (l)
131. poupounesana ( 28/03/2005 10:09)
mbola tsy ao izy eh
132. dadabe ( 28/03/2005 17:00)
kozy ve ?? :wink: aza miafina ao anty botofotsy ao mou njy e
133. poupounesana ( 29/03/2005 14:40)
tsy bodofotsy ty efenako ty kah! aty ange mbola tsy ririnina eh!
134. dadabe ( 29/03/2005 15:25)
kiiii nefa ny anay vao vita le,sao de bozaka aza :wink: + :-*
135. poupounesana ( 29/03/2005 17:22)
aiza kosa d bozaka ry dadabe! tsy mba misy sosokevitra tsara2 noho izay v any e
136. fijo ( 29/03/2005 22:18)
moramora nareo e
137. poupounesana ( 02/04/2005 06:19)
moramora ahoana ndray eh? zay v rangah kianin'i fijo foana!
138. fijo ( 05/04/2005 22:16)
tsy ndry e,le bozaka no lazaiko.
139. poupounesana ( 06/04/2005 17:36)
hay d ef miresaka @ bozaka han! sa mifoka mihitsy v sanatria?
140. fijo ( 06/04/2005 22:40)
ka za aza mba miaro andry hoe tsy matory amin'ny bozaka ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6187