St Valentin.
81. dadabe
(
14/02/2005 09:14)
fa angaha izany loza ??? zah mnanahy hoe sao de ahita an'i karetsaka sy poupou ao anaty tatatsa ao ,de vita ny natao de....hhmmm =))
82. Mihary91
(
14/02/2005 14:54)
ny ahy aloha ts'isy resaka fa tonga dia frotti frotta be ... cham fal
84. fijo
(
14/02/2005 23:51)
poupou an marina fa manja no nahitanao ahy fa ny anay sy tenio kosa revy ny mpirahalahy ka.mifanohana tsy hianjera
85. ikaretsaka
(
15/02/2005 00:51)
zay sy i poupou tsy ao an=tatatra no mirevy ka.. raha irevy miaraka koa aza
89. poupounesana
(
16/02/2005 06:38)
ountsss! ny oll zany tsy mahazo maka repos mitsy @nareo!
eo d saropiaro eo njay reto! nefa tsy hainy fa revina mpinamana madio saina b ange zao zany eh!
eo d saropiaro eo njay reto! nefa tsy hainy fa revina mpinamana madio saina b ange zao zany eh!
91. pitchou
(
16/02/2005 18:36)
hita aky ry poupoun! reto bandy ato @ forum ireto wa tena tsy avotra mintsy!
96. ikaretsaka
(
17/02/2005 21:05)
reo tary ireo tena hmmm.. de i poupou kely io ve letsy no vizanina?? tsy mba i pitchou ahay!
nareo hoa tia misavika tsy mitovy gabarit aminareo!
nareo hoa tia misavika tsy mitovy gabarit aminareo!
99. pitchou
(
18/02/2005 19:13)
karetsaka> ary tena malahelo be ny ary ananona ary mintsy enao zany an! d mody zà no tonotononinao analanao vokina eo! ataovy ihany fa raha hitany io raha tsy hisaka hafa any izy, na ho savihin'ny hafa any vao eo enao no raisina!
100. ikaretsaka
(
18/02/2005 23:35)
tssssletie eee. za mba manome conseil ny bandy akama kosa fa tsss